klk'1 ke j'aimes ?

1. fetra ( 20/02/2004 17:42)
Elle est belle mais elle ne peut pas m'aimer à cause d'un autre.maintenant elle dit k'elle s'interesse à moi ! Or le blemm ce ke je l'aime plus pack'elle a beaucoup vecu une bonne relation avec un autre il ya longtemps
ke dois -je faire donc?
novalian'i fijo ny 03/03/2004 09:29
2. donemaskit ( 20/02/2004 18:58)
raha ny fahazoako azy dia tsy tian'i Fetra izy zao, tsara ngamba raha tsorina aminy zay zavatra zay fa tsy manome fanantenana pôkaty
3. tequila ( 21/02/2004 14:39)
Raha ny antony tsy itiavanao azy ntsony kosa aloha dia eritrereto tsara e , nenao zany ve mila fandrihana hatrany amy maternelle ? Fa rehefa tsy tena tsy tianao aloha dia ya rien à faire zany ange e! aza mampifila fotsiny !
4. ccool ( 21/02/2004 17:51)
slt,teneno @ny ny sentiments ke tu resens pour elle,d hohita hoe zay valin-teniny raha oui d milay zany fa ny olana kely d tsy maintsy hanontanin'la tsara alou izy hoe "d ahona lay bandy iray?".d raha non mou d tiavo foana izy fa mitadiava hafa fa tsy anjaran'la zany izy fa aza mamaky saina b fa hantitra eo ela @ farany.zay fa bonne chance zany e
5. hendry ( 21/02/2004 14:35)
Dia mba mora lefy zany fitiavanao zany ry Fetra. Tinao izy dia zao tsy tinao ntsony na dia tsy mbola niaraka akory aza nareo. Mba tena fitiavana ve zany e? sa noho ilay hoe: elle est belle dia nihevitra enao fa tia azy nefa kay taitrin´ny hatsaran-tarehiny fotsiny?
Asa aloha fa zaho mihevitra hoe tsy tinao izy fa nanintona kely fotsiny, ka na tia anao aza izy zao, rehefa tsy sur @ sentiment-nao enao dia aza midikizo fa sady hampijaly tena no hampijaly an´ilay sipa koa avy eo.

6. voahary ( 24/02/2004 19:21)
Calme fotsiny aloha eh... raha tena tia azy ianao ry Fetra dia tsy tokony hanontany hoe iza no efa niaraka taminy sa mbola miaraka ve ry zareo??? sa ahoana sa ahoana???? Marihiko fa raha efa vita soratra sy mariage izy dia tsy tokony ho eritreretinao intsony an
7. fijo ( 25/02/2004 10:48)
ka elle est belle kosa ko.tsy hotairina ve aloha?
8. voahary ( 25/02/2004 18:06)
mety hahita mauvaise surprise raha tairina izany izy na belle na moche aza e
9. ccool ( 25/02/2004 18:40)
aleo ilamina lesss d mitadiava hafa ,sipa milay less bdb eto @ ity tany ity a,bonne chance d bon courage e,
10. fijo ( 26/02/2004 09:34)
manadala letsy izy ka dia hadalao koa aloha an.
11. voahary ( 26/02/2004 18:55)
de tatazo ao ny vokany ary e
12. fijo ( 26/02/2004 19:54)
inona ny vokany?koa raha mety izy ve,tsy tairina kle.
13. jhouhlambout ( 27/02/2004 16:48)
Tairo ary!
14. tenio ( 01/03/2004 14:32)
Ny koziko dia hoe: sao dia ataony filan'ny tsy mahita fotsiny ialahy fa diniho ihany.
15. fijo ( 02/03/2004 12:12)
raha izy vehivavy no mitady tsy maninona ka.
16. six ( 02/03/2004 12:30)
ie, hitady aza atao?
17. fijo ( 03/03/2004 09:29)
izay mantsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3161