Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
fijo ( 19/02/2004 12:13)
fianarana sy fitiavana
asa ianareo raha mahatsapa,fa ny ankamaroan'ny olona nianatra be tsy dia mahavoa amin'ilay fitiavana.... suite
répondu par ikaretsaka le 22/03/2004 20:47
nala ( 18/02/2004 19:15)
14 ème jour ?
Mba atoroy tsara hoe ry ry namana ny tena fanisana azy fa tsy dia tena mahay tsara ny tenanay? raha misy dokotera dia mba iangaviana hanazava e. ... suite
répondu par booboo le 03/07/2004 07:59
xxx ( 18/02/2004 17:14)
inn ny atao
inn kay mety atao hiprovokéna ny règle ra en retard!?... suite
répondu par fijo le 30/03/2004 09:11
ratina ( 18/02/2004 14:05)
Ny fianarana
Ahoana avy ny hevitry ny tsirairay raha toa ka haverina ho malagasy indray ny fomba fampianarana ? ... suite
répondu par fijo le 14/04/2004 23:40
ari.malala ( 18/02/2004 13:22)
tena tsy maintsy didiana ve?
Miarahaba antsika rehetra, misy marary foana ny ila kiboko havanana, efa nanao echographie aho fa tsy nisy n'inon'inona. Ilay marary aloha dia efa hatr@ 94 aho no narary fa notahitahiana teny, nas... suite
répondu par tiris8786 le 13/04/2015 17:26
xxx ( 18/02/2004 12:26)
hafiriana
Tokony hoe mba tena adiny firy lesy no tena mahafaly joba rehefa otrizay?... suite
répondu par fijo le 03/05/2004 21:52
psykatr ( 18/02/2004 11:53)
Mbola hino an'Andriamanitra ihany ve nareo raha toa ka....
Raha toa ka mahavita dingana lehibe ny Fitsaboana(Médecine) ka mandresy ny fahafatesana dia lasa tsy mety maty intsony isika(Immortels). Koa mety mbola hino an'Andriamanitra ihany ve ny olona @ zany ... suite
répondu par psykatr le 31/03/2004 18:34
lilah ( 18/02/2004 11:50)
ny fitiavana madio misioka mora na de efa taona maro ary
Za efa manana olon-tiana,mifakatia tsara izahay sady miadana .Fa ity oa no magaga ana ,misy bandy zay itako ho 5 taona lasa izay:nifananiany fotsiny izahay dia nosarahin'ny toerana dia tapaka ny fifan... suite
répondu par fijo le 29/04/2004 21:44
jessicac ( 18/02/2004 11:24)
compte rendu fety namana
salut daholo e! tena tsy afaka tampoka zay t@ ilay fety e! nalahelo kely mihitsy fa mba tantarao anay daholo izay zavatra rehetra nitranga tany.raha mbola misy ny manaraka dia tsy hiraty tsony zay! ... suite
répondu par maseik le 18/03/2004 17:33
fijo ( 18/02/2004 10:01)
mpanampy
asa ianareo,fa izaho ny zavatra tsy tantiko indrindra tany mada dia ny fomba fitondrana ireny mpanampy ireny.toa tsy olona ny fiheverana azy ireo.nefa dia ao anaty fianakaviana milaza tena ho kristian... suite
répondu par ikaretsaka le 06/04/2004 04:18
isrine ( 17/02/2004 14:19)
sarotra angaha ny mifehy ny fitaovanareo e...?
misy tantara iray ity, bandy akamako taloha, mpampianatra izy, ary nilaza fa mampanaonao foana hono ny sipa mpianatra. De efa kopy @ tiany lazaina za, fa mba manontany anareo lehilahy e: nahoana no om... suite
répondu par rivorijasoa le 12/11/2004 08:29
isrine ( 17/02/2004 13:46)
mpivaro-tena
hevitra azo haroso hialan'ny vehivavy @ fivarota-tena?... suite
répondu par ikaretsaka le 03/05/2004 17:07
fijo ( 17/02/2004 11:57)
voankazo voarara
inona marina hoy ianareo mino ity voankazo voarara ity.amiko mantsy dia ny firaisana no tiana lazaina eto.... suite
répondu par Nehemiah le 27/04/2013 06:46
xxx ( 17/02/2004 11:22)
fitiavana hafahafa
Ts!! misy olona tiako izay e! te hisaraka aminy aho nefa izy tiako, izy tsy haiko marina na tia ahy na tsia fa mbetika tia, mbetika manadino dia mijaly fotsiny aho ary lasa mitady harary fo mihitsy ka... suite
répondu par rivorijasoa le 20/07/2004 07:52
hery ( 17/02/2004 10:00)
Jery todika momba ny namana
Efa nisy vitsivitsy ihany ny programa fihaonan'ny namana na tao Madagasikara na tany Andafy. Azo anaovana jery todika kely eto ve hahitana hoe inona no tokony hohatsaraina, inona no tokony mbola hatao... suite
répondu par unik le 16/06/2004 19:54
hery ( 17/02/2004 09:51)
Dia nino tokoa
Inona avy ny finoanoam-poana tena ninoanareo tamin'ny mbola kely? - Rehefa mody alina fa tara nijery video dia asiana vatokely ao ambany lela. Amin'izay hono dé tsy bedin'i dada sy neny ... suite
répondu par fijo le 16/11/2004 22:42
taratra ( 16/02/2004 18:29)
mba mety ve raha zao???????
miarahaba asika. tena mba maniry de maniry izahay ny fiverenan'ireny hira gasy reny.....ary maniry koa ny vovoarany. mba mety ve raha mba asina 'clips' tena jereo evitra r'reto fa tena maniry de man... suite
répondu par ramoul le 31/05/2004 21:43
kally ( 16/02/2004 17:22)
Tennis
Ary angaha tsy misy tia tennis?... suite
répondu par kitoza le 15/07/2004 14:24
jlan ( 15/02/2004 15:39)
Virusssssss
Salut! Araka ny hitako dia maro ireo mahay software ato amin'ny namana.serasera koa raha vonona ianareo dia :rejoignez -moi pour unn truc très géant, genre v.... ... suite
répondu par heirzo le 08/05/2012 09:46
lema ( 14/02/2004 13:44)
tsy tantiko
inona no tsy tantinao indrindra ra toa ny vadinao no :mamolava, mpiloka,tia vehivavy,sa izy mankany à mamany foana............sa inona no tena mampiady matetika ao @ couple ao... suite
répondu par fijo le 13/04/2004 22:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.8733