Tennis

1. kally ( 16/02/2004 17:22)
Ary angaha tsy misy tia tennis?
novalian'i kitoza ny 15/07/2004 14:24
2. ikaretsaka ( 16/02/2004 18:16)
misy ka.. tennis lahy sa vavy?
3. kally ( 16/02/2004 18:38)
Na lahy na vavy dia samy mba miresaka eto e!
4. ikaretsaka ( 17/02/2004 20:46)
iz aary ny mpanao tennis mba voan'i kally e
5. fijo ( 17/02/2004 11:33)
izahay tia ka,indrindra marika nike ih,ih,ih.sosotra indray izao i kally.alefaso ary ny resaka e.ny vavy izao dia belgique sy US no tena mifamono ao.
6. shadow ( 17/02/2004 19:29)
Ny ahy ny Tchéque no tena tiako na lahy na vavy
7. donemaskit ( 17/02/2004 12:18)
iza daholo zany ??

Ny tiako ndray dia ry Williams sisters sy Carlos Moya
8. kally ( 17/02/2004 12:18)
Ny tchèque,iza no nanao t@ coupe davis sy roland garros teo?Toa ireo ankizivavy rosianina ireo koa no misy mahay fa na izany mbola verezin'i Kim Clijsters sy Justine Henin daholo.
Ny lehilahy no hitako betsaka mahay mifandanja tsara.
Ary iza no voan'Ikaretsaka?ry Williams sa Davenport sa iza moa ilay bandy kely maditra ratsy iry?Rodick moa?
9. fijo ( 18/02/2004 09:45)
ny mahakamo kely amin'ny tennis vehivavy,dia izao.ny N°1 dia tsy voadona mihintsy,ary rehefa resy dia iny no tsy hita.
ny an'ny lehilahy anefa dia tsy azo antoka hoe iny no handresy,fa miady be ao daholo aloha.izany hoe tsy avy dia hay ny valiny farany.
10. six ( 18/02/2004 18:21)
fa i Kally v zany mpanao tennis ? rehefa reraka i dally d soloin'i kally d zay no "supporters", zay tsin tsy mahay.
11. kally ( 18/02/2004 19:39)
Tsy izany ny mahatonga an'io ry Fijo fa vitsy ny vehivavy no tena mahay tennis,ny 10 voalohany ihany no mahay nefa ny lehilahy indraindray misy ary @ faha-60 ary mila handresy ny n°1.

E!izaho angaha ry six moa mpanao tennis a!mba tia fotsiny.Dally toa reraka sahady,lasa mavesatra be tsy mahavita mihazakazaka izany izy.
12. fijo ( 19/02/2004 09:46)
efa ela kosa izay ko.raha ny ezaka takiana aminy anie tsy aharitra mihintsy ny vatana e.
13. ikaretsaka ( 19/02/2004 10:15)
o Ry kally an.. tsy mitovy kosa ny t@ 10 taona lasa sy zao e.. aza ny dally t@ 10 taona lasa kosa no atao fa t@ iznay mbola tsisy sipa , tsy mitaky ny tsaokalentika sy ny fampiarahana tetsy sy tero.. manginy fotsiny reo.. izhao aza manao basket koa fa tsy ny heriko t@ 10 taona lasa izao
14. kally ( 20/02/2004 15:37)
Mitaky ny isan-jazan'Ikaretsaka izany??
15. six ( 24/02/2004 18:43)
ka na tsy mpanao tennis aza moa enao, d mbo mianatra, e zany izy hoe dally efa reraka ko, aleo mihintsy ianao no atao solony e, sady enao mbola ao tsara...
16. fijo ( 26/02/2004 10:19)
ao tsara amin'inona ry six.spaoro sa bika sa atsarantarehy.
17. six ( 26/02/2004 17:13)
izy rehetra ry fijo a!
vao hoe ao tsara d izy ray manontolo zany! sa ahoana?
18. donemaskit ( 26/02/2004 10:56)
Mauresmo ve dia ao tsara ?!
19. fijo ( 27/02/2004 20:33)
ok rasix.tena ao izy ka.
mauresmo ao ratsy ka.
20. ikaretsaka ( 27/02/2004 10:11)
ny inony no ao ratsy ry fijo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1015