Virusssssss

1. jlan ( 15/02/2004 15:39)
Salut!
Araka ny hitako dia maro ireo mahay software ato amin'ny namana.serasera koa raha vonona ianareo dia :rejoignez -moi pour unn truc très géant, genre v....
novalian'i heirzo ny 08/05/2012 09:46
2. xxx ( 23/02/2004 20:36)
Fa haninn tsika r'se ?
3. xxx ( 23/02/2004 20:37)
sô de fetsy tampoka ?
4. dd ( 06/04/2004 20:20)
zah ry jlan tena sahirana amin'ity virus virus ity! voatery mamafa tanteraka adresse ray zaho zao fa mandefa mail tsy ankijanona ho an'ny olona rehetra lay izy ... very hevitra tanteraka ...
5. ramoul ( 08/04/2004 15:17)
inn kalo le truc très geant zay zah vô ande
6. ds ( 08/04/2004 16:22)
Hamafa adiresy hoe ry dd. Rehefa mandefa hafatra amin'olona ianao, dia voatahiry any ny adiresinao. Io olona nanoratanao io anefa tsy azonao sakanana tsy ho voan'ny bibikely. Ka rehefa voa izy, dia mety ny adiresinao no ampiasain'ny bibikely hamafazana bibikely. Mbola tsy ianao aza no tena voa.
Ka tsy hanoratra intsony izany...
7. delong003 ( 29/04/2004 12:53)
Misy antivirus zay any protector plus ny anarany fa telecharger-o ilay logiciel sy ny crack-ny !!
Ny hamafa aza ianao de hiverina foana io raha tsy manana fiarovana .
8. olly ( 18/05/2004 13:52)
efficace :aro,fa asa na mety @ syst.d'exploitation-nao:zone-alarm,régler-na tsara ftsn ny paramètres hatrany am-boalohany.
ao koa ny ad-aware
9. dd ( 23/05/2004 03:27)
ds: tena marina! tsy izaho velively no nanaparitaka ny virus, kanefa any ho any misy manana ny adiresiko, d ohatrany hoe izaho no nandefa azy nefa ... ary ny tena olana ... zaho koa mahazo mail avy amiko nge é! .. mail misy virus avy amiko hono? tss ...

efa nampiasaiko ny fitaovana azo atao rehetra iarovako ny tenako tsy ho voa, fa ny hafa marina no mampiparitaka ny anarako, dia inona sisa no azoko atao? tsy vitan'izay fa izaho koa tototr'ireo mail feno bibikely, aleo hidina tanteraka mitsy mandritrany ny fotoana elaela aloha ny adiresy, amin izay, tsy misy mahazo intsony ...? sa tsy vahaolana ve izany ry ds?

raha manao an'io daholo ny olona maromaro dia hihena ny fiparitahan'ny virus, raha araka ny hevitro :(
kanefa moa misy adiresy tsy azo fafana satria lohamilina avy hatrany no mandefa azy!! ary ôtômatik ny valinteny azonao raha mandefa hafatra any ianao!
mbola ho lava ity resaka ity !!
10. heirzo ( 08/05/2012 09:46)
misy logiciel zay any afaka mi-gélé ny système sady gratuit le izy "Deepfreez" no anarany ho an'izay sahirana amin'ny viris.
Remarque: fa ny disque dur partitionné ihany no afaka mampiasa azy, izany hoe : C sy D ohatra na sahala an'izany. rehefa mi-redemarrer ny ordi tonga de voafafa ny virus rehetra ao anatiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1805