hafiriana

1. xxx ( 18/02/2004 12:26)
Tokony hoe mba tena adiny firy lesy no tena mahafaly joba rehefa otrizay?
novalian'i fijo ny 03/05/2004 21:52
2. fijo ( 18/02/2004 16:54)
iray segondra,ih,ih,ih
3. ikaretsaka ( 18/02/2004 17:31)
ko raha tsy akoho letsy ko.. na hoe bank de sperme dia asisitra ilay potsitra de potserina haingana ohatran'ny manindrona!
4. donemaskit ( 18/02/2004 19:08)
mihoatra ny 30 min ve tsy ho faly izy
5. fijo ( 19/02/2004 20:25)
30mn izany kosa farafaharatsiny e;raha tsy hoe maika angaha
6. kally ( 19/02/2004 20:29)
Izay tianay ihany io koh!raha 15mn no tianay dia be loatra ny 30'-nareo ka mankarary an-doha,raha 50' no tianay dia tsy haninon-tsy haninona ianareo raha mba 45' no todinareo.
7. ikaretsaka ( 19/02/2004 10:28)
tsy ze tiana izany io fa aiza kosa no hisy hoe ny 1 mbola te de ny 1 efa miabandonne.. moto sy tomobila az atsy atao an'izany
8. donemaskit ( 19/02/2004 13:11)
raha efa zatra miaraka ilay olona dia tsy tokony hametraka olana io satria efa mahalala tsara ny tian'ny 1
9. fijo ( 20/02/2004 20:41)
ka angaha kosa voatery hoe amin'ilay efa mahazatra le.raha sendra vintana eny andalana eny radone dia ahoana.
kally>ary ianareo izany tia tena be an."izay tiako ihany atao"kay raha sendra vizana izany dia ahoana le
10. jhouhlambout ( 20/02/2004 19:37)
Dé maka aina, avela eo aloha izy
11. kally ( 20/02/2004 16:18)
Ka izy manontany hoe "joba",raha miteny aho hoe "izahay" dia izahay vehivavy izany fa tsy hoe izaho,ny tiako lazaina @ io dia hoe arakarak'ilay vehivavy iarahanao io fa tsy misy faharetany voafaritra izany.Hay tsy azonareo tsara ny tiako lazaina .
12. donemaskit ( 20/02/2004 18:38)
azo tsara amizay, f'aza dia ekzizanty be loatra nareo vehivavy zany e
13. tequila ( 21/02/2004 14:45)
hi hi , zany ve dia ekzizanty e , raha afaka atao aza ny mahazo izay tadiavina ve dia tsy hangataka enao , amy fo tsy miangatra?
14. ccool ( 21/02/2004 19:23)
2 heures minimum
15. donemaskit ( 21/02/2004 09:20)
ary max ?
16. pitchou ( 21/02/2004 12:33)
d raha omena izany hoe izao, dia rehefa tapitra iny fotoana iny na afapo na tsy afapo d tapahana? aleo raha izany tsy lazaina hoe hafiriana!
17. jhouhlambout ( 21/02/2004 17:49)
Fa hoe: @ ahoana?
18. hendry ( 23/02/2004 10:34)
miankina @ zay zakan´ny tsirairay sy ny fotoana ananana ary ny envie´ny tsirairay ihany io fa tsy hoe tsy maintsy adin´y roa na dia efa tsy marisika ntsony aza ny iray na ny izy roa mintsy, na hoe efa tsisy aina anohizana ntsony ny iray dia mbola ndao ihany.
Na iray sekondra, na iray minitra na adin´iray, ny iray andro sy iray alina, tsisy afaka hamaritra an´zany. Miankina @ tsirairay.
19. aladin ( 24/02/2004 18:08)
tsy mety angaha raha30mn aloha de avy eo manao 2ème tour rehefa avy maka aina 30mn?@izay izy 90mn be izao
20. lema ( 24/02/2004 12:34)
efa tafiditr daholo ve ny echauffement @zany sa inona io 30 mn io ny tena tsara dé adiny 2 hatramin'ny douches
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1476