hafiriana
25. tequila
(
27/02/2004 20:11)
Mety tsy sahy manontany zao reo hoe adiny firy no tiantsika hi hi , dia mody hoe zao eo .
29. tequila
(
28/02/2004 17:51)
Ary maninona moa no mivadika ny fanontaniana nefa i peluche no manontany hoe adiny firy ny eritreretinareo . Fa raha ny hevitro aloha dia hoe tsy misy hoe tsy maintsy izao foana fa miankina amin'ny zavatra maro , ohatra ny désir , ny toerana , ny fotoana hananana sns e , fa ny 15 min aloha dia tena tsy alehany na inona na inona mitranga e , ny iray segondra an'i fijo koa dia mampalahelo ka , asio fihezahana ( hanihany io an!)
31. pitchou
(
01/03/2004 19:28)
gravy indray lema izany! raha manao commande izany izy hoe tapakandro dia izay?
33. ngama
(
02/03/2004 19:56)
Tapak'andro tsy de maninona fa ny 1 alina no grave raha lasa mipetraka any @ pole nord ny tena
36. fijo
(
03/03/2004 20:38)
e andehana matory daholo amin'izay fa zazaalika.ialahy ry ngama raha mbola mitari dresaka toa io dia tsy mahazo isa intsony.
37. pitchou
(
03/03/2004 13:52)
oay kosa fijo e! ka miezaka mamaly ny fanontanianao daholo ny rehetra ko! saingy misy échelle tsy mitovy d tsy maintsy vahavahana daholo ny olana mety hiseho
38. donemaskit
(
03/03/2004 09:03)
milay ry Ngama a!
Ny mety ngamba dia anontaniana lé sipa hoe "adiny firy no miasa @indry ?", nefa toa vendrana be zany !
Ny mety ngamba dia anontaniana lé sipa hoe "adiny firy no miasa @indry ?", nefa toa vendrana be zany !
