hafiriana
44. fijo
(
09/03/2004 11:09)
ka ohatra hoe efa samy nahazo tsirony,de vizana aloha ilay bandy.de hoforcena ve.
48. ikaretsaka
(
10/03/2004 17:00)
za mba gaga.. rehefa mazoto izy lazainareo fa violeur..reraka izy lazaina fa tia tena
50. lema
(
11/03/2004 13:03)
nénay alou zé ifanarahana ihany e!za manotany hoe atao adiny firy ? dé zé amaliany azy eo ndray
53. pitchou
(
13/03/2004 18:05)
rehefa miteny izy hoe reraka d tsy forcer-na ka! fa raha tsy miteny v izy aiza no alalana an'izany?
d mindrana telecommande @ voisin haingana ry fijo raha very ny telecommande a!
d mindrana telecommande @ voisin haingana ry fijo raha very ny telecommande a!
