Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
lema
(
07/02/2004 14:58)
mila mandinika ve sa ...........
rehefa miaraka @ na sipa énao dé elaela lou izy zay vo manao.
inona no conditions tadiavinareo zay nareo vo mety manaohoe :hoe tena tia anareo ve lé bandy sa........
ary nareo ve mahavita manao @...
suite
répondu par fijo le 30/03/2004 09:23
lion
(
07/02/2004 14:03)
Inona ny tanjona?
Misy tanjona ve ny fivavahana?...
suite
répondu par hadasy le 14/05/2004 12:07
mahaizamifidy
(
07/02/2004 14:00)
Fitia
Raha mitia olona ivelan ny fianankaviana ianareo dia @antony inona?,tsy ampy fitia @fianankaviana ve sa inona?...
suite
répondu par fijo le 03/03/2004 09:44
kally
(
07/02/2004 12:44)
Tenin-jaza
mampihomehy mihitsy ireny zazakely ireny indraindray fa mamoaka zavatra tsy ampoizina.
Samia ary izay efa niara-niaina t@ ankizy kely mba mizara izay nampihomehy azy eto e!...
suite
répondu par fara le 24/11/2005 14:12
xxx
(
07/02/2004 10:06)
inn no mahatonga azy manao an'zany
tantara lava ihany fa ezahiko afohezina. nisaraka t@olontiako aho 4bolana lasa izay(zà no nanampakevitra satria nisy zvt tsy mety saika hataoko)! miantso ahy ihany izy anefa ndraindray, ary ndraindra...
suite
répondu par fijo le 25/02/2004 11:52
mahaizamifidy
(
07/02/2004 09:53)
Zavabohary
raha mahatsapa fa zavabohary tsara ianareo dia @antony inona? ...
suite
répondu par nananie le 31/03/2004 16:26
mahaizamifidy
(
07/02/2004 09:46)
RAIN
Iareo ve mino fa mampitombo fitiavana ny orana?...
suite
répondu par fijo le 25/02/2004 11:49
tambatra
(
07/02/2004 09:38)
resaka tomany
Inona no itiavanareo vahivavy miresaka sy mitomany?...
suite
répondu par ikaretsaka le 23/03/2004 09:07
tambatra
(
07/02/2004 09:25)
Iza?
Iza amin-tsika no tsy tia mozika?...
suite
répondu par jhouhlambout le 13/03/2004 20:21
lion
(
07/02/2004 09:19)
voady
Iza no efa nivoady t@olon-tiany ...
suite
répondu par fijo le 03/03/2004 09:45
tambatra
(
07/02/2004 09:13)
Fitiavana sy Fiavanana
Inona no mahatonga ny olona na mpinamana na mpifankatia tsy mifanarantsaina indrandray,ary matetika rava hatr@ ny fiavanana?...
suite
répondu par fijo le 27/02/2004 20:22
fijo
(
06/02/2004 20:53)
iza moa i ratsiraka?
samia milaza izay hainy,ary mahazo mampafantatra tena koa izy....
suite
répondu par crrlanto le 13/10/2004 18:53
aristar
(
06/02/2004 20:40)
Attention virus !!!
Naharay mail hoe [Namana]HELLO aho ka voasakana faha Virus io ary adiny iray avy eo dia nandefa mail iray i Hery fa tsy avy any @ io.
Ho any ireo namana tsy manana anti-virus mise à jour isan-andro ...
suite
répondu par hery le 07/02/2004 20:31
psykatr
(
06/02/2004 19:35)
Safidy masina
Misy zvtr tsy mety azoko mihintsy t@ fanpahan-kvtr' Andriamanitra:
Izy dia mahalala ny ZV-drehetra, koa maninona ary no mbola napetrany tao anaty Edena ilay hazo misy ny fahalalana ny tsara sy ny rat...
suite
répondu par librepenseur le 03/03/2004 09:28
kally
(
06/02/2004 16:10)
Manirikiry...
Misy zavatra mba halako mihitsy indraindray eto amin'ity sehatra ity.
Ny forum miteny frantsay be dia be any @ takelaka hafa any,eto misy gasy mipetraka any ivelany efa ela no tsy niresaka tamin'ny t...
suite
répondu par ille le 26/08/2004 07:22
lema
(
06/02/2004 15:43)
l'amour et l'interet
tsy hoe tiko be izy dé ho vadiko fa ilaiko mba fantarina kou ny mombamomba azy rehetra aloan'ny idirako...
suite
répondu par princianique le 12/03/2004 18:47
lema
(
06/02/2004 14:59)
fitiavana mirindra
"zay tia anao hiarahana fa tsy zay tinao "...
suite
répondu par fijo le 25/02/2004 09:51
lema
(
06/02/2004 14:57)
fialam-boly
ny fampirafesana dia anisan'ny fialam-boly mahafinaritra ho an'ny sasany...
suite
répondu par fijo le 05/03/2004 11:35
nananie
(
06/02/2004 14:41)
Mitady mpihanatra tao @ Providence Amparibe...
Salut daholo!
Sao dia mba nisy mpihantr'i Providence Amparibe ianareo?(Classe de 7° tamin'ny 1992 na 1993)....
suite
répondu par sipagasy le 20/04/2004 17:28
nananie
(
06/02/2004 14:20)
Ny fanajana ny olona taloha.
Anisan'ny fahendren'ny malagasy ny fanajana ny olon-dehibe, indrindra fa ny beantitra.Ny mampalahelo anefa dia efa vitsy ny olona mitazona an'io.Raha mijery ny ankizy sasany (gasy) aty an-dafy ianao, ...
suite
répondu par booboo le 23/05/2004 18:16
