Attention virus !!!

1. aristar ( 06/02/2004 20:40)
Naharay mail hoe [Namana]HELLO aho ka voasakana faha Virus io ary adiny iray avy eo dia nandefa mail iray i Hery fa tsy avy any @ io.
Ho any ireo namana tsy manana anti-virus mise à jour isan-andro sy programme anti-intrusion dia ity misy adiresy afaka mi-scanner ny ordinatera mitady Virus.
http://www.trendmicro.com . Tsindrio ilay onglet "Particuliers" dia eo ambony avanana misy lien i-scanner ny ordinateranao.
"N'attendez plus ! Et scannez votre PC contre les virus
Scannez maintenant !".
Mariako eto ho any ireo tsy manana programme "Internet Security" ary connecté 24h/24H 7/7 faha 10 atramin'ny 20 isan'andro aho no mahita intrusion @ny ordinaterako (chevaux de troie, Altavista_Traversal, sns...). Eto amiko dia bloqué izy ireo ary mba hiangaviko mba hitandrina isika namana tsy hampiely be loatra ny virus indrindra ho an'ireo any Dago mety tsia namana anti-virus mis à jour isan'andro.
novalian'i hery ny 07/02/2004 20:31
2. hery ( 06/02/2004 11:19)
Amin'izao dia efa bloqué daholo ny mailing-list ampiasain'ny namana ka inoako fa tsy hisy intsony ny toa an'iny.
3. hery ( 07/02/2004 20:31)
Misy fitaovana nomen'ny symantec hanalana an'ilay virus
http://securityresponse.symantec.com/avcenter/venc/data/w32.mydoom@mm.removal.tool.html
dia

http://securityresponse.symantec.com/avcenter/FxMydoom.exe ilay fitaovana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1895