Zavabohary
1. mahaizamifidy
(
07/02/2004 09:53)
raha mahatsapa fa zavabohary tsara ianareo dia @antony inona?
novalian'i nananie ny 31/03/2004 16:26
3. kally
(
07/02/2004 11:03)
Zava-bohary tsara aho satria jereko ny nanaovan'Andriamanitra ahy an!mahavariana !Misy milina kely be dia be ao anatiko ao ,raisiko ohatra fotsiny ohatra ny lohako :ny zavatra hitany tehiriziny ao dia avoaka ka azoko jerena sy iverenana indray aty aoriana.Amin'analinkisany ny zavatra ren'ny sofiko sy hitan'ny masoko nefa voarakitra ao daholo ka azoko avoaka indray amin'ny fotoana ilana azy.Ianao koa ohatr'izany e?
Be dia be e!tsy ho voatantarako eto ny antsipiriany.Saika hadinoko ny foko mahay mitia ,dia io ihany koa no mahay mankahala nefa dia olona iray ihany azony tiavina,azony ankahalaina.Io ilay tsy voabaikon'ny lohako.Hay ianao koa ohatr'izany?Zava-bohary tsara koa hay ianao!
Be dia be e!tsy ho voatantarako eto ny antsipiriany.Saika hadinoko ny foko mahay mitia ,dia io ihany koa no mahay mankahala nefa dia olona iray ihany azony tiavina,azony ankahalaina.Io ilay tsy voabaikon'ny lohako.Hay ianao koa ohatr'izany?Zava-bohary tsara koa hay ianao!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 07/02/2004 23:03
5. donemaskit
(
09/02/2004 10:02)
zay namboarin'Andriamanitra dia tsara avokoa, ny olombelona sy ny devoly no nahatonga ny sasany ho "ratsy"
8. fijo
(
11/02/2004 11:49)
tsy andriamanitra izany no nanao antsika,fa dada sy neny.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 11/02/2004 11:49
11. mity
(
11/02/2004 09:09)
Avy aiza ny olona?
Hoy ny baiboly : avy amin'Andriamanitra
Hoy ny siantifika : avy @ rajako
Ka anjaranao no misafidy @ reo
Hoy ny baiboly : avy amin'Andriamanitra
Hoy ny siantifika : avy @ rajako
Ka anjaranao no misafidy @ reo
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/mity ny 11/02/2004 21:09
14. donemaskit
(
11/02/2004 18:12)
Tsy hoe mitovy kilasy ny devoly sy ny olombelona, ny devoly mbola ambony noho ny olona @ maha anjely azy. Ny mahatonga ny hoe "ny olona sy ny devoly" dia satria ny devoly ratsy saina, ary ny olombelona mora voasarika hanao ny ratsy.
16. fijo
(
12/02/2004 11:40)
dada sy neny,tao anaty maizina.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 12/02/2004 11:40
18. ikaretsaka
(
12/02/2004 13:28)
misy concept aloha hoe e.. oza koa no tsy mahafantatra ny ataony?
20. fijo
(
13/02/2004 09:56)
ny fivoaran'ny tontolo e(Darwin)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 13/02/2004 09:56