Zavabohary

21. bice ( 13/02/2004 18:14)
22. kally ( 13/02/2004 20:32)
Ary iza no nanao ny tontolo?
23. lion ( 13/02/2004 20:46)
Ny fisiantsika sy ianao izao no tena zavadehibe.
24. donemaskit ( 13/02/2004 17:54)
mitombona tsara mihitsy ny fanontanian'i Kally, ary ampiako aza hoe : inona/iza no nampivoatra ny tontolo raha zany ?
25. jhouhlambout ( 13/02/2004 18:30)
Dia ampiako hoe: mivoatra makaiza ny tontonlo?
26. fijo ( 17/02/2004 11:46)
ny tontolo dia tonga hoazy.tsy nila mpanamboatra.ary dia miova mankany amin'ny tsy fantatra.
27. donemaskit ( 17/02/2004 15:01)
raha mijery ny tontolo manodidina fotsiny dia hita fa mirindra tsara daholo ny zava-drehetra : ny biby, ny zava-maniry, ny rivotra, ny rano, ny kintana, ... toy zany ihany koa ny ao anatin'ny olombelona, ny rĂ  mikoriana, ny fo, ny maso... fa ny tena mahagaga dia ny "fanahy."
Tsy afaka ny hino mihitsy aho hoe tongatonga ho azy teny, vokatry ny fivoaran'ny tontolo no nahatonga azy.
28. fijo ( 18/02/2004 10:50)
miova ny tontolo,dia miova koa ny fisainana.lasa mikaroka hifandrindra amin'io tontolo misy azy io.
29. rasta ( 31/03/2004 06:39)
fijo>>

Dia iza no nanome io aina ahafahanao miana io??? Mbola i Dada sy Neny ve????
Tadidio fa raha velona ianao dia efa ao izay i Zanahary, satria izy no tompon'ny aina, na biby iona olona na zavamaniry ninoninona ee.
30. nananie ( 31/03/2004 16:26)
Ka samy manana ny conception-ny tsirairay. Ary tsy misy azo terena ny olona mba hino ny zavatra rehetra. Olona mivavaka no milaza anao an'izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.19