RAIN

1. mahaizamifidy ( 07/02/2004 09:46)
Iareo ve mino fa mampitombo fitiavana ny orana?
novalian'i fijo ny 25/02/2004 11:49
2. donemaskit ( 07/02/2004 10:57)
ny orana ? mety hoe ilay ambiance manonjanonja mangingina iny sy ilay vatana lenalena, no mampiakatra ny désir... fa raha tena fitiavana kosa ndray ?!
3. kally ( 07/02/2004 11:36)
Avy ny orana dia hoe avia hiaraka hielo amiko ianao,ny elo moa kelikely,voatery somary nifamihina hafahafa izay!saika raiki-pitia raha nandeha lavidavitra!
4. donemaskit ( 07/02/2004 13:01)
za efa nanao an'izay, avy be ny orana dia nialoka t@ elon'zay sipa zay, fa tsy nanana hevitra ambadika mihitsy an... menatra be lay kiala !
5. kally ( 07/02/2004 15:49)
F'angaha mahamenatra ny tia?
6. psykatr ( 07/02/2004 16:29)
rehefa tena tia!
7. ikaretsaka ( 07/02/2004 17:13)
zay le mitia misaina...tsy lasa aveugle
8. donemaskit ( 07/02/2004 19:48)
Tsy sipako ilay kiala ka, sendra nanana elo teo fotsiny izy... sipako ve izy dia ho menatra kosa e ?
9. ikaretsaka ( 08/02/2004 10:59)
ko na sipa na tsy sipa ko.. ze tsy mahalena ialofana
10. kally ( 08/02/2004 12:38)
f'hita ho'a ry Ikaretsaka!
Dia ianareo izany aloha tia orana sa tsy tia e?
11. donemaskit ( 08/02/2004 16:27)
ka Kally nihevitra hoe sipako ilay izy koa.

za tia orana ka, rehefa tsy mankarary
12. fijo ( 10/02/2004 11:25)
efa nataoko teo mahamasina io fika elo io.ary nandaitra tokoa.naharitra sivy volana teo angamba ilay izy,fa tsy tsaroako intsony.fa tsy haiko hoe ny orana ve no nampety azy sa inona?
13. rinakely1 ( 11/02/2004 12:49)
refa avy ny orana d mijanona ao an-trano ny pisipa ka miakatra ny désir d manao l'amour avec le rain e!
14. donemaskit ( 11/02/2004 17:56)
any ivelany no manorana koa !
15. fijo ( 12/02/2004 10:41)
nao ao an trano na any ivelany izany dia mety foana ka.samy mandena.ih,ih,ih
16. donemaskit ( 12/02/2004 12:50)
sady ilay lena no tsara hoy ny fitenenana e !
17. ikaretsaka ( 12/02/2004 13:47)
ny Sipa ilay lena fa tsy ialahy kosa e.. aiza ve fia ho miara lena
18. donemaskit ( 12/02/2004 18:44)
lé sipa ka !
19. fijo ( 13/02/2004 09:27)
hay radone mambra koa ko.
20. donemaskit ( 13/02/2004 19:51)
mpitsaokalentika ve ? ... a a a, tanora loatra !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1622