l'amour et l'interet
1. lema
(
06/02/2004 15:43)
tsy hoe tiko be izy dé ho vadiko fa ilaiko mba fantarina kou ny mombamomba azy rehetra aloan'ny idirako
novalian'i princianique ny 12/03/2004 18:47
3. rinakely1
(
06/02/2004 17:17)
hiditra aiza njay toi e?
bon tsara aloha refa mba miraisonne @ zay !
bon tsara aloha refa mba miraisonne @ zay !
4. pitchou
(
06/02/2004 17:21)
ka ny loza ange raha fantany daholo ny mobamoba anao marina izy tsy hitsoaka matanjaka sao ataonao numero eo @ fiainanao fotsiny?
7. lema
(
07/02/2004 14:36)
ka zany anie no mampisaraka ny olona misy olona mahay manafina dé rehefa tafiditra izy de avokany tsikelikely ny tena izy.
9. xxx
(
07/02/2004 15:50)
hiditra @pataloa tery v!?
ra tena tia azy enao tokony ho réciproke ilay samy manadihady fa tsy hoe nareo kofa anontany d tsy hamaly akory!!fa refa tena alalinina ianareo no tsy matanty loatra refa ny sipa manadihady momba ny fiainanareo!

11. fijo
(
10/02/2004 11:31)
ralema a,tandremo fa i mozart koa anie kandida ao e?ih,ih,ih.asa ko.
izaho ary hadiadiana ry x dia ho hitanao.
izaho ary hadiadiana ry x dia ho hitanao.
12. naritsimba
(
10/02/2004 16:44)
Ny anadihadiana tsy loza ary ny manontany tsy atambo koa mahaiza ary miresaka sao raikitra vao tora-kovitra, te-hividy ny lohany nefa matahotra ny masony, koa dia mazotoa indray ary eh!
13. xxx
(
10/02/2004 15:45)
mahagaga anie nareo kofa tsy mety généraliséna nefa en majorité ny ataony ray ihany no ataony ray! fa mety tsy mitovy fotsiny angaba!
manadihady anie mety e!fa ra miditra ds les détails kosa v tsy efa filàna vanina!!nenareo mantsy oh ny tiana hidirana daol zao retra zao!
manadihady anie mety e!fa ra miditra ds les détails kosa v tsy efa filàna vanina!!nenareo mantsy oh ny tiana hidirana daol zao retra zao!
14. pitchou
(
10/02/2004 18:30)
d samia manadihady hatr@ fotony fa tandremo fotsiny sao miongotra e!
18. princianique
(
12/03/2004 18:47)
mifamotompototra nefa ange misy mandainga e! ahoana no afantarana fa milaza ny marina lay olona.