fitiavana mirindra
1. lema
(
06/02/2004 14:59)
"zay tia anao hiarahana fa tsy zay tinao "
novalian'i fijo ny 25/02/2004 09:51
9. pitchou
(
06/02/2004 17:30)
tsy miditra @zany aho ry rniaina! ataoko ahoana ny hiezaka hitia izay tsy adala tsy hendry rehetra tia ahy? aleoko omena feno ilay olona tiako sady tia ahy ny fitiavako!
11. donemaskit
(
07/02/2004 09:00)
koa raha sambo efa fantatra fa hilentika ve ry Rinakely...
Zay fantatra fa hahasambatra atao, zany hoe miaraka @ tiana. Mitovy hevitra @ Pitchou mihitsy za.
Zay fantatra fa hahasambatra atao, zany hoe miaraka @ tiana. Mitovy hevitra @ Pitchou mihitsy za.
13. rniaina
(
07/02/2004 17:29)
ka raha lay tianao tsy tia anao fa sarotra tiavina ary....
pitchou: tsy hoe zay tsy adala tsy hendry rehetra tia fa samy manana ny mahatsara az y daolo ny olona tsirairay fa tsy hita rehefa variana amin'zay tiana fotsiny
pitchou: tsy hoe zay tsy adala tsy hendry rehetra tia fa samy manana ny mahatsara az y daolo ny olona tsirairay fa tsy hita rehefa variana amin'zay tiana fotsiny
14. rinakely1
(
08/02/2004 20:44)
d tiavo foana e! tsy mahafaty ny mitia oln na tsy tianareo ary izy!
20. pitchou
(
09/02/2004 16:22)
ka ny ahy tsy tiako handrombinana mihitsy ilay omeko an'ilay olon-tiako ka! hitia ve dia silaka fitiavana no omena?
