fitiavana mirindra

21. fijo ( 10/02/2004 20:59)
ny ahy aloha dia izay tia ahy dia tiako e
22. lema ( 10/02/2004 10:30)
ny ahy tsy mety lany fa omeko zay rehetra mila
23. pitchou ( 10/02/2004 17:55)
ny an'i lema sy fijo kay zany modimody fitiavana ko! ankosoka e!
24. fijo ( 10/02/2004 19:25)
an,an.be dia be,dia aleo zaraina.ary dia mbola miha mitombo.
25. rinakely1 ( 11/02/2004 13:23)
mitia fa tsy mampirafy an!
26. lema ( 11/02/2004 15:39)
tsy fantatrareo ve lé hoe loharanom-pitiavana zany hoe miboiboika foana fa tsy mety ritra
27. fijo ( 12/02/2004 20:17)
aleo hampahafantarina azy ry lema a.
28. pitchou ( 15/02/2004 17:38)
gravy be ireto lema sy fijo ireto! tsy mba manana fitiavana feno intsony izany nareo?
29. nala ( 16/02/2004 15:59)
rehefa tsy tia ianao dia inona ny but-anao hiarahanao aminy? raha misy but dia ataovy e, raha tsisy dia ajanony ko.
Lema koa anie manatsafa fotsiny fa efa manana valiny izy ry reto e.
30. ikaretsaka ( 16/02/2004 17:48)
raha fitiavana tsy feno kosa ve no azo de...tsy mba hanome tsy feno ko ianao?
31. fijo ( 17/02/2004 20:29)
pitchou a,feno loatra ny anay,ka izay no izarana azy.
32. ngou ( 21/02/2004 19:41)
tsy ekeko ilay fomba fiteny

aleo samy tia toy izay mitsingilahila ilay fitiavana
33. pitchou ( 21/02/2004 12:25)
ntssss! ko raha tsy labiera ity izy ko hoe feno ka zarao! tsy mety hoa izany fitiavana aparitaka izany!
34. kally ( 21/02/2004 12:49)
Asa mihitsy ho'a fa dia tsy te ho eo @ toeran'ny sipan'ireo lehilahy ireo mihitsy aho aloha fa angamba dia ranomaso foana .Maditra izany raha lehilahy an!!
35. hendry ( 23/02/2004 13:44)
Matoa koa anie ilay vhv manaiky miaraka @ lehilahy toa an-dry zareo ireo dia mety sahala aminy ihany e. Mitovy fa tsy sahala.
36. lema ( 23/02/2004 14:49)
kally:tsy tinao ve zany hoe fitiavana tsy ritra zany!mba afahafa énao zany
37. fijo ( 25/02/2004 09:51)
eny wa,mahazo foana isanandro vaky izao.bobaka e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0751