resaka tomany
1. tambatra
(
07/02/2004 09:38)
Inona no itiavanareo vahivavy miresaka sy mitomany?
novalian'i ikaretsaka ny 23/03/2004 09:07
2. hendry
(
07/02/2004 15:16)
oadray, ny lehilahy ndrindra aza no be koretaka rehefa sendra ny mafy koa, odoie
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 08/02/2004 03:16
3. jhouhlambout
(
07/02/2004 15:51)
Tsy lehilahy zany mitomany izany. Ary matoa izy mitomany dia ny vehivavy no nampianatra azy hanao izany.
7. pitchou
(
08/02/2004 15:17)
inona indray ary ity fanontaniana ity? rehefa misy zavatra tsy mampandry ny saina na manelingelina ny fanahy dia aleo resahana fa tsy tehirizina hanimbana ati-doha, ary raha misy mampalahelo na tsy tanty dia aleo avoaka oh @ alalan'ny tomany sy ranomaso raha tsy te-harary fo! tsy ny vhv ihany no manao an'izany fa ny lhl koa ary normal izany. ny lhl menatra na tsy sahy manao an'izany tsy lhl izany fa olona resin'ny ambo-po
8. ikaretsaka
(
08/02/2004 15:35)
izay tiany ihany io ko... za zao mitomany rehefa tapaka ny corde gitarako ohatra de hoe tsy lehilahy ve aho?
9. pitchou
(
09/02/2004 16:25)
asa aloha ikaretsaka na lehilahy na tsia e! ko tapaka ary ve ilay corde guitaranao tsy hitomany ianao?
12. ikaretsaka
(
09/02/2004 13:00)
ka eriterereto koa hoe eo ampiakaran'ilay feeling no boing tapaka hozizy.. na ianao tsy amin'ny toerako aza
13. fijo
(
10/02/2004 20:56)
aza mitomany letsy fa avy dia ny glita kapohana an.fa ny sipa be fo loatra no maha betomany azy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 10/02/2004 08:56
15. fijo
(
10/02/2004 19:23)
efa nitomany ka,tamin'ny nokapoan'i mamanay tamin'ny rantsa kazo.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 11/02/2004 07:23
19. fijo
(
12/02/2004 20:16)
ie,fa ny togotra koa nivanditra be.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 12/02/2004 08:16
20. lema
(
12/02/2004 10:58)
sipa mitomany =sipa manetsi-keloka
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 12/02/2004 22:58