resaka tomany

1. tambatra ( 07/02/2004 09:38)
Inona no itiavanareo vahivavy miresaka sy mitomany?
2. hendry ( 07/02/2004 15:16)
oadray, ny lehilahy ndrindra aza no be koretaka rehefa sendra ny mafy koa, odoie
3. jhouhlambout ( 07/02/2004 15:51)
Tsy lehilahy zany mitomany izany. Ary matoa izy mitomany dia ny vehivavy no nampianatra azy hanao izany.
4. ikaretsaka ( 07/02/2004 17:04)
tsy mitomanimany foana... ny midongy izao tsy ilaoko...
5. donemaskit ( 07/02/2004 19:55)
rehefa mitomany iny izy dia mba manome soroka e
6. rinakely1 ( 08/02/2004 20:43)
zany ry se ny atao we vhv an!
7. pitchou ( 08/02/2004 15:17)
inona indray ary ity fanontaniana ity? rehefa misy zavatra tsy mampandry ny saina na manelingelina ny fanahy dia aleo resahana fa tsy tehirizina hanimbana ati-doha, ary raha misy mampalahelo na tsy tanty dia aleo avoaka oh @ alalan'ny tomany sy ranomaso raha tsy te-harary fo! tsy ny vhv ihany no manao an'izany fa ny lhl koa ary normal izany. ny lhl menatra na tsy sahy manao an'izany tsy lhl izany fa olona resin'ny ambo-po
8. ikaretsaka ( 08/02/2004 15:35)
izay tiany ihany io ko... za zao mitomany rehefa tapaka ny corde gitarako ohatra de hoe tsy lehilahy ve aho?
9. pitchou ( 09/02/2004 16:25)
asa aloha ikaretsaka na lehilahy na tsia e! ko tapaka ary ve ilay corde guitaranao tsy hitomany ianao?
10. jhouhlambout ( 09/02/2004 20:46)
hihihi
11. donemaskit ( 09/02/2004 10:12)
aza mitomany fa hividianako cordes e
12. ikaretsaka ( 09/02/2004 13:00)
ka eriterereto koa hoe eo ampiakaran'ilay feeling no boing tapaka hozizy.. na ianao tsy amin'ny toerako aza
13. fijo ( 10/02/2004 20:56)
aza mitomany letsy fa avy dia ny glita kapohana an.fa ny sipa be fo loatra no maha betomany azy.
14. pitchou ( 10/02/2004 17:54)
nntttssssssss! d lazao fa tsy mbola nitomany indray i fijo?
15. fijo ( 10/02/2004 19:23)
efa nitomany ka,tamin'ny nokapoan'i mamanay tamin'ny rantsa kazo.
16. rinakely1 ( 11/02/2004 13:23)
zany v?
17. ikaretsaka ( 11/02/2004 16:31)
hahah ko tsy tapaka ve ny ranta-kazo?
18. ikaretsaka ( 11/02/2004 16:36)
hahah ko tsy tapaka ve ny ranta-kazo?
19. fijo ( 12/02/2004 20:16)
ie,fa ny togotra koa nivanditra be.
20. lema ( 12/02/2004 10:58)
sipa mitomany =sipa manetsi-keloka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3861