resaka tomany

41. fijo ( 18/02/2004 16:53)
eny tompoko
42. ikaretsaka ( 19/02/2004 10:26)
tsy ho ny marina momba anareo fa ny fahitanay anareo kosa angamba no filaza metimety kokoa
43. pitchou ( 19/02/2004 17:09)
fa nareo aloha danz be raha hanafin-kilema, sady misy tsy mahatanty rehefa ilazana ny marina an!
avelao hanaratsy izy ry Kally fa rehefa tsy mahita vehivavy ireo ange gaigy ihany e! sady mba mahafinaritra koa ange ny mahita an-drizareo sahirana mafy miaro-tena e!
44. fijo ( 20/02/2004 20:29)
izahay angaha miaro tena e.mba milaza ny hita fotsiny.ry parasiko a.
45. pitchou ( 20/02/2004 11:01)
lazao fa izahay indray ary no mamindra pesta ko! tsy milaza ny hita izany ianareo fa mitsikera ny vehivavy mba tsy hiresahana ny tsy tsy mety ataonareo!
46. hendry ( 23/02/2004 13:40)
I Lema tsara filaza @ zavatra mety hitranga ataon´ny vhv rehefa manomboka ho kobo na efa kobo mihitsy ny zavatra tsy mety ataony. Ny an´ny lehilahy ndray?
-miezaka manamari-tena @ fitadiavana excuses sy pretextes isan-karazany na dia efa diso be zao aza.
-Mivatravatra be tsisy andaharana, misy aza moa ny midaroka mihitsy.
-Mirintona tsy mety miresaka momba ilay sujet
-Mody tsy miteny fa maka hevitra any @ toaka sy ny namany.
Sy ny sisa tsy voatanisa.
47. lema ( 24/02/2004 12:11)
za alou tsy manao an'izany e! tsy aiko zé lhl itanao tany fa za rehefa kobo dé tonga dé mibaboka "tena diso aki za malala fa azfady fa tsy amerina intsony"za tsy maintsy mi-reconnaitre ny zavatra ataoko rehefa tsy mety ny ataoko dé mifona foana za na dé mbola amerina aza.
48. hendry ( 24/02/2004 16:55)
ohatran´ilay lazain´i lema io foana ny lhl théoriquement, mais pratiquement c´est le contraire.
Sady tsy hoe lhl hitako akory fa zany ny lhl en general e.
49. fijo ( 25/02/2004 09:47)
hendry aza migeneralise kosa e.izaho izao mba hendry ihany koa ka.
50. lema ( 27/02/2004 17:53)
marina ihany alou ny tenin'i hendry e!misy bandy manao an'izany ihany alou e!
51. fijo ( 27/02/2004 19:43)
an an,misy hendry koa isika ka.isika roalahy ve izao dia hisy sahy hilaza fa maditra ato?
52. lema ( 29/02/2004 15:01)
endry tsika ry fijo a!
53. ikaretsaka ( 01/03/2004 12:17)
marina izany
54. pitchou ( 01/03/2004 18:52)
nnnttttttssssss! tena marina ve zany?
55. ikaretsaka ( 03/03/2004 19:17)
tena marina izany ka
56. fijo ( 04/03/2004 10:15)
ary ampiako hoe,tena marina mihintsy.
57. tambatra ( 04/03/2004 18:26)
Tohizo mandrakizay izany fahendrenareo ato amny Forum izany.
58. voahary ( 04/03/2004 13:21)
Yé fa ny tena hitako alou de ny lehilahy no tena mpanaratsy vehivavy raha jerena ny poucentage eh
59. fijo ( 05/03/2004 10:00)
izay indray ilay resaka
60. ikaretsaka ( 05/03/2004 11:06)
tena matahotra ny maha vehivavy azy mihitsy ve i pitchou ity e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0268