resaka tomany

21. donemaskit ( 12/02/2004 13:05)
manetsika heloka ? nisy ratsy nataony ve ny dikan'zany sa... ?
22. ikaretsaka ( 12/02/2004 13:54)
anontanio izy ko
23. fijo ( 12/02/2004 18:45)
eny radone a.izy no manao ratsy dia mody itomaniany eo ialahy,hanafenanay azy.tandremo,fa fatsora anie ireo e.aza voany,fa fanina tanteraka.
24. lema ( 13/02/2004 14:35)
diniho anie fa rehefa manomboka ho kobo ny fikafikan'ny sipa dé reto no mety hitranga
-na izy tonga dé ivatravatra be
-na mody iridana
-na mody mitomany
mahalana izy raha ibaboka zany
25. donemaskit ( 14/02/2004 20:20)
efa hain-draLema mihitsy izy ity an
26. ikaretsaka ( 14/02/2004 18:12)
efa mpiady ra lema an
27. pitchou ( 15/02/2004 17:24)
ary ralema aloha sahala @ ahoana ny ataon-dralema rehefa kobo ralema e! mody mitsaitsaika manar-drindrina?
28. ikaretsaka ( 15/02/2004 17:49)
efa kobo ko mbola hiala pa aninona .. foty za hoe de atsangana ny tanana dia atap ny lancer franc ko!
29. ikaretsaka ( 15/02/2004 17:50)
efa kobo ko mbola hiala pa aninona .. foty za hoe de atsangana ny tanana dia atap ny lancer franc ko!
30. ikaretsaka ( 15/02/2004 17:51)
efa kobo ko mbola hiala pa aninona .. foty za hoe de atsangana ny tanana dia atap ny lancer franc ko!
31. nala ( 16/02/2004 15:54)
fa'marina zany hoe nareo lhl mitomany ihany fa na miafina na mody misotro dia avy eo vao mody hoe: ranomason-toaka aho e, ntss1
32. donemaskit ( 16/02/2004 16:35)
olombelona manana fo ve tsy hitomany ihany e !
33. ikaretsaka ( 16/02/2004 17:43)
stt fo tsy mahataty resy
34. vegas ( 16/02/2004 18:47)
Tomany ranomaso ve zany resahinareo zany sa ranoninona e?
35. fijo ( 17/02/2004 20:27)
rehefa kobo dia midy dobo.mampilamina azy io.
36. ikaretsaka ( 17/02/2004 09:04)
marina io
37. kally ( 17/02/2004 14:25)
Ary maditra ratsy ireto lehilahin'ny forum ireto sady raha hanaratsy vehivay an!indraindray mampieritreritra hoe sao dia pelaka ary ireo no toa manaratsy vehivavy ohatry ny inona.
38. kally ( 17/02/2004 14:26)
Ary maditra ratsy ireto lehilahin'ny forum ireto sady raha hanaratsy vehivay an!indraindray mampieritreritra hoe sao dia pelaka ary ireo no toa manaratsy vehivavy ohatry ny inona.
39. fijo ( 18/02/2004 09:01)
raha ny fitiavanay anareo sipa eto an,tsy zakanareo,fa tena miavosa be.fa mba lazaina koa ny marina momba anareo indraindray e.aza sosotra an.
40. kally ( 18/02/2004 09:57)
Angaha???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3468