resaka tomany
61. pitchou
(
05/03/2004 17:44)
inona no atahorako @zany? tsy eken'ny saiko fotsiny ny lainga lazainareo momba ny hafa d @ maha-olomarina ahy d miaro ireo ampangainareo @ lainga aho! tsy hanaratsy anareo tsinona no tanjoko fa ny hanohitra ny lainga foroninareo!
62. pitchou
(
06/03/2004 18:02)
d jereo io lazain'i hendry eo ambony io (23/02 - 17h40)! angaha raha tsy manaiky ny hevitrao mikasika ny vehivavy, na hoe tsy mitovy toetra @ vehivavinao any d hoe matahotra ny maha vehivavy? sao dia ny vehivavinao no tsy mitovy toetra @ izay vehivavy rehetra dia frustré ianao?
in-2 izay ianao no niteny an'izay tamiko!
in-2 izay ianao no niteny an'izay tamiko!
63. fijo
(
09/03/2004 10:39)
kay aza miady e,ary aza mifanaratsy koa fa ianareo anie manaratsy anay nefa ,izahay tsy maninona akory e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 09/03/2004 10:39
64. lema
(
12/03/2004 13:45)
énao ry pitchou aza masika a!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 13/03/2004 01:45
65. ikaretsaka
(
16/03/2004 13:46)
aza miady fa mifampitsetsafa dia za atao bisou dia avy hiara hitafa
66. xxx
(
16/03/2004 19:26)
ka iza ary hono izany no hanao bisou an i tonton karetsaka e?dia avy eo mitafa
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 17/03/2004 07:26
67. fijo
(
19/03/2004 20:24)
izay vonona ko.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 19/03/2004 08:24