voady
2. psykatr
(
07/02/2004 16:50)
Mbola tsy Za aloha e!
Fa matetika io zvtr io dia hanomezana toky pokaty fotsiny mba ahazoana ilay zvtr mahamaika atsy...
Fa matetika io zvtr io dia hanomezana toky pokaty fotsiny mba ahazoana ilay zvtr mahamaika atsy...
4. fijo
(
10/02/2004 11:26)
za efa nanao tamin'izaho mbola hoatra ani' radone.fa tsy hita intsony ilay izy izao.ih,ih,ih.
5. rinakely1
(
11/02/2004 12:51)
zako!!! Ka tena marina no tantaraiko @nareo fa tiko mitsy lé oln tiko ka nefa zay @ zao tps zao misara-toerana ka na d te hanao sipa aza zako d tsy poince mitsy fa tena ao an-dohako faona lé kofako ka tsy mety mitsy e!
7. jhouhlambout
(
11/02/2004 18:01)
Za' lou dé tsy miditra @ zany koa raha tsy sur, fa tsy fantatra ny ho avy.
