Inona ny tanjona?

1. lion ( 07/02/2004 14:03)
Misy tanjona ve ny fivavahana?
novalian'i hadasy ny 14/05/2004 12:07
2. donemaskit ( 07/02/2004 19:42)
ny famonjena
3. ikaretsaka ( 08/02/2004 10:41)
ny hinoana ka
4. jhouhlambout ( 09/02/2004 20:56)
Inona ny fanalana tahotra @ Fahafatesana raha tsisy ny Fivavahana?
5. donemaskit ( 09/02/2004 10:01)
zay mino dia ho voavonjy, ary ho velona mandrakizay
6. ikaretsaka ( 09/02/2004 12:57)
ary raha mino fa ho faty?
7. ikaretsaka ( 09/02/2004 12:59)
ary raha mino fa ho faty?
8. mahaizamifidy ( 09/02/2004 14:08)
Raha mino fa ho faty dia tsy diso.
9. ngama ( 10/02/2004 11:18)
Inona ny anaovana zavatra iray raha tsy misy tanjona? misy izy matao ataon'ny olona ary betsaka ny tanjona azo raisina ao ny ny tombotsoa eto an-tany izany ny tombon-tsoa any an-danitra fa izany hoe samy manana ny azy moa io.
10. fijo ( 11/02/2004 11:47)
raha ilay tombotsoa eto an tany aloha tsy hitako e.izay tsy hita mbola hoavy any angamba.
11. psykatr ( 11/02/2004 20:03)
Misy tanjona ve ny nahatonga ny zava-boahary sy ny olona teto ambonin'ny tany?
12. fijo ( 12/02/2004 11:38)
izay mantsy
13. donemaskit ( 12/02/2004 11:10)
na misy aza, Andriamanitra no mahalala azy, tsy natao hotakarintsika olombelona
14. fijo ( 13/02/2004 09:54)
fa iza andriamanitra le.
15. bice ( 13/02/2004 18:14)
ny fananana fiainana mendrika ny sitrapon`Andriamanitra e
16. kally ( 13/02/2004 20:49)
Ny ivavahana,hanatanterahana ny sitrapon'andriamanitra izay tsy inona fa ny hananantsika fiadanana ety ambonin'ny tany.
Diniho ny didy folo:azo fehezina amin'io ny sitrapon'Andriamanitra,raha tanteraka ireo iza no mahazo tombony?
17. donemaskit ( 13/02/2004 17:53)
azo résumer-na @ Fifankatiavana ihany koa.
Ny hevitro dia tsy tena ny fiadanana ety ambony tany no tena tiany ho an'ny olombelona (jereo ny Apostoly isany ohatra) fa ny hidirany any @ toerana efa natokany ho antsika.
18. kally ( 14/02/2004 20:56)
Fa mialohan'ny fiainana any ankoatra dia misy fiadanana koa ety ambonin'ny tany:ho aminareo anie ny fiadanana ho'zy!
19. kally ( 14/02/2004 20:56)
Fa mialohan'ny fiainana any ankoatra dia misy fiadanana koa ety ambonin'ny tany:ho aminareo anie ny fiadanana ho'zy!
20. ikaretsaka ( 14/02/2004 17:51)
ary raha mino foto kevitra indray? fotokevitra jotse ohatra!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6085