Liste des messages

Liste des messages, inserés par mahaizamifidy, par ordre de date
mahaizamifidy ( 07/02/2004 14:00)
Fitia
Raha mitia olona ivelan ny fianankaviana ianareo dia @antony inona?,tsy ampy fitia @fianankaviana ve sa inona?... suite
répondu par fijo le 03/03/2004 09:44
mahaizamifidy ( 07/02/2004 09:53)
Zavabohary
raha mahatsapa fa zavabohary tsara ianareo dia @antony inona? ... suite
répondu par nananie le 31/03/2004 16:26
mahaizamifidy ( 07/02/2004 09:46)
RAIN
Iareo ve mino fa mampitombo fitiavana ny orana?... suite
répondu par fijo le 25/02/2004 11:49
mahaizamifidy ( 06/02/2004 09:53)
Tia Sa Tiana?
Tia Olona Sa Tian Olona?... suite
répondu par fijo le 27/02/2004 20:23
mahaizamifidy ( 24/01/2004 09:42)
Efa misy ve?
Manahoana daholo, Efa misy site mivarotra CD Malagasy ohatran ny @napster reny ve fa Gasy ilay hira?,raha mba misy mahalala dia mba ampio fa tena tsy mety mahita mihitsy. Dia MISAOTRA mialoha.... suite
répondu par fijo le 27/01/2004 10:32
mahaizamifidy ( 13/10/2003 12:40)
Mozika
tezitra hono ny Rapeurs fa misy boysband mihira rap (Madagascar io)izahay anefa faly raha mba manao pop koa ilahisany satria izany ange ny tena henjana e,jereo izao ry Eminem fa manao pop tsy misy res... suite
répondu par malagasy le 16/12/2003 19:31
mahaizamifidy ( 07/10/2003 18:44)
Tezitra be!
Tezitra be t@ maman-dry aho f izy angamba efa tena lasa adala,ilay sariko teo andohampandrinan-dry nosoloiny soratra hoe:Arovy aho Tompo,ireo boky feno taratasy tsiambaran-telontsika ireny,efa nafoiny... suite
répondu par rajaona le 09/11/2003 15:05
mahaizamifidy ( 29/09/2003 18:48)
Tsy te ho faty?
An-kehitriny vao tsapako hoe:mafy @izay mikatsaka ny Paradisa mihitsy ilay hoe:ho faty sy antitra,izany anie no mahatonga an-drizareo ho anny am-piangonana io e!,ny tsy hofaty sy ny tsy ho antitra.Ny ... suite
répondu par xxx le 16/01/2005 10:03
mahaizamifidy ( 26/09/2003 19:54)
Hihira sa hanao tsianjery?
Ho anareo mivikanny BB sy HH ity ka sokafy tsara ary ny MasoBEnareo,Hihira sa hanao tsianjery sa sady tsy hihira no tsy hanao tsianjery?,ko tsy aleo manao ohatranay! izahay an! sady tsy BB no tsy HH f... suite
mahaizamifidy ( 26/09/2003 19:06)
Matérialiste koa ve ry lerony?
Misy közy hoe:rehefa kitro no jerenny sipa voalohany an!,sipa Matérialiste izy izay,fa ny köfanville sasany koa ange ry zalahy amzao efa mianatra anzany e!,lasa Matérialiste koa ve ry lerony sa ah... suite
répondu par fijo le 17/12/2003 10:48
mahaizamifidy ( 26/09/2003 18:27)
GALYfantsyBE
Nahita dinika tato aho hoe:ny olona ato anie ry zareo ka efa GALYfantsyBE daholo e!(mpamitaka),ka sady soso-kevitra ihany ity no hevitra.Tsy misy GALYfantsyBE izany ato!!!,fa aza atao mibahana be ao a... suite
répondu par ramoul le 01/04/2004 14:48
mahaizamifidy ( 26/09/2003 12:01)
Mitovy ve isika?
Mitovy ve isika?,tsotra kely,ny zavatra hita no atao hoe misy,ka ny fiainana aloha izao no tena hita ka miezaka aho hanao izay hapetipety ny fiainako,miezaka hamita ny adidiko @olombelona mitovy amiko... suite
répondu par librepenseur le 05/03/2004 20:02
mahaizamifidy ( 24/09/2003 17:24)
Mahaizamamindra
Ianareo ve mahatsikaritra fa ny akabeazan ny köfa ao@ tanana @zao surtout le miondana, efa nahazo famindra somary miaingaainga kely daholo,amboarina ve ireny sa natiora e!?,de inona ny tanjona?,sa ho... suite
répondu par ikaretsaka le 02/04/2004 18:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081