Mozika

1. mahaizamifidy ( 13/10/2003 12:40)
tezitra hono ny Rapeurs fa misy boysband mihira rap (Madagascar io)izahay anefa faly raha mba manao pop koa ilahisany satria izany ange ny tena henjana e,jereo izao ry Eminem fa manao pop tsy misy resaka ry Justin timberlake mivazo mieraka @ Jay Z no mbola manao Hip hop koa nefa Boys band ireny,tokony mba miara mivazo amindry zareo Boysband koa ange ny Rapeurs dia mandroso isika e!.mba miara mitady zavatra tsara hiraina fa tsy laozana mifanakiana fotsiny njary tsy mahazo fafiny ny zanaka any aoriana sy ny mpokona.
novalian'i malagasy ny 16/12/2003 19:31
2. mouvoka ( 14/12/2003 20:47)
Izaho mahita fa tsy mbola maha-maitrisé ny mozika tsara ry zalahy boizy bandy sy ny rapiera eto madagasikara ka izay no mahatonga andry zalahy ireo mifanenjika. Ny mpanao reagey ve izao mifanenjika sa tsy hitako ?
3. malagasy ( 16/12/2003 19:31)
Refa be mpihaino izy dia efa supportera azy ireo mihaino azy .... ;-)

Tongava mihaino an dry zareo ;-)

http://stko.dyndns.info/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.464