GALYfantsyBE

1. mahaizamifidy ( 26/09/2003 18:27)
Nahita dinika tato aho hoe:ny olona ato anie ry zareo ka efa GALYfantsyBE daholo e!(mpamitaka),ka sady soso-kevitra ihany ity no hevitra.Tsy misy GALYfantsyBE izany ato!!!,fa aza atao mibahana be ao an-tsaina fotsiny ilay hoe:hanoratra @namana sasany aho,SITE ity donc,hanoratra izay tiako hosoratana ato aho,matetika mantsy ilay tian-tsika hosoratana lasa aloha loatra,MALAGASY daholo isika ato ka tsy tsara ve raha isika rehetra no miteny hoe:MAHAFINARITRA ny fifaneraserana fa tsy izany galyfantsybe izany,sa ahoana?(hevitra ihany iny)
novalian'i ramoul ny 01/04/2004 14:48
2. mampikanto ( 26/09/2003 18:35)
Marina mihitsy izany fa nahoana moa no tonga dia tsaraina @zay ilay oul e! mety ilay mpanoratra mihitsy no efa izay fa maninn moa raha izay mendrika ny mahamalagasy no lalaina dia izay e! Ity site ity zao 100% gasy ka maninn raha ny soa toavina no hajaina eto sa tsy mety zay!
Izay fa dia @manaraka indraya ry mahaiza mifidy a!

Mampikanto
3. ramoul ( 01/04/2004 14:48)
Aiza ny maha malagasy antsika é!?
Marina fa hoe aza mitsara olona raha tsy hita ny toetrany;aiza ny maha malagasy?
GALYfantsyBE,tsy mety zany fomba fitenenana zany amiko fa mankarary fo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2622