Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 01/02/2004 09:22)
hevitra momba ny fitadiavam-bady
Hono hoa: tena tsy azo atao mihitsy anga izany mitady vady izany eto ....? Toa raha vao misy an'io teny vady io dia vazivazin'y sasany fotsiny ...mahagaga izany fa amiko tokony ho fomba tsara hifankal... tohiny
novalian'i harry5 ny 23/09/2005 20:00
jessicac ( 31/01/2004 18:52)
henika fitiavana - Anyah
tena milay be lay album-n'i Anyah e! tena tonga dia nanenika be ny mpankafy!!!!!! raha omena mention dia zao ny résultats: Anyah: mention très bien Pazzapa sy Aina ary ny tariny: mention.....hono ... tohiny
novalian'i zaira ny 19/05/2005 12:48
lema ( 31/01/2004 15:30)
sipa gasy
mahafinaritra tokoa ny miaraka @ sipa gasy be fitiavana no be fandeferana no mahari-pery ,mahakarakara,sns............nefa hoy ny ohabolana manao hoe "c bien mè c pas une qualité"lasa manararaotra d... tohiny
novalian'i fijo ny 18/02/2004 09:12
lema ( 31/01/2004 13:14)
fahasambarana
fa ao @ fitiavana ihany ve no ahitana fahasambarana sa mbola misy any ambadimbadika any?... tohiny
eritreritra ( 31/01/2004 09:25)
Fivarotan-tena
Inona no mahatonga ny vehivavy Malagasy mivaro-tena ?... tohiny
novalian'i pitchou ny 28/06/2004 05:33
hery ( 30/01/2004 16:36)
Fifampiaraban'ny Namana
Hanao fifampiarahabana sy firariantsoa tratran'ny taona ny namana ao Antananarivo sy ny manodidina amin'ny alahady 15 febroary ho avy izao. Amin'ny 1ora tolakandro ka hatramin'ny 6ora hariva. Toer... tohiny
mijo ( 30/01/2004 16:19)
HENATRA AO AN-TRANO
Tsy azoko mihitsy fa misy fianakaviana dia tsy misy henatra intsony ao an-trano.Ny zanaka lahy tsy menatra ny miboridana eo anatrehan'ny anabaviny na ny olona rehetra ao an-trano ?.Hitanareo mety ve i... tohiny
jhouhlambout ( 30/01/2004 13:17)
Hono aho l'ty...?
Fangalana hevitra @ zalahy: Ialahisany efa nampijaly vhv ireny inona no plaisir azo avy eo? Satria tokony hisy matoa atao.... tohiny
novalian'i ramoul ny 17/04/2004 17:02
aidan ( 30/01/2004 12:14)
hifety ve?
De hamafiso ny fotoana fa te-hifety hiaraka @ namana izahay an! De ataovy tsara ny ambiance de betsaka ny tonga an!!! Rahoviana zany no hifety isika de aiza ? Fa rehefa fety de mahafinaritra indrind... tohiny
xxx ( 30/01/2004 11:10)
Mitady Ny Tsara
Ny manoratra ihany koa tsy ratsy(Lehilahy)fa tsy nety mifanena @ilay tena azokazoko mihitsy aho. ka Vehivavy Teraka eo anelanelan ireto daty ireto 23.3-21.4 na 23.11-21-12 naa 23.9-21.10,ny akoatran ... tohiny
novalian'i six ny 06/03/2004 12:12
tahiana ( 30/01/2004 10:55)
amie??
inn tena dikany hoe"je te considère comme une amie" après une longue séparation?... tohiny
novalian'i fijo ny 03/06/2004 21:00
ravatorano ( 30/01/2004 10:54)
Toa mangina mpanohitra tato ho ato
Vita ny fanovana ny gvt teto dia niaka peo ny mpanohitra toan'dry Faharo,Voninahitsy sy ry Mara Niarisy. Izao nitotongana be ny vola malagasy mba inn no nolazain'izy ireo ?????Sa tsy arany tsara ny a... tohiny
novalian'i fijo ny 18/02/2004 11:14
ravatorano ( 30/01/2004 09:18)
zaranaina sy ny sida
Ingahy Zaranaina dia mpikaroka ary mitsabo amin'ny alalan'ny fanafody malagasy izay antsoina hoe fitsaboana nentin-drazana. Izy dia nilaza fa nahita ny fanafody fanafoanana ny "charge virale" ao amin... tohiny
novalian'i totsy ny 26/03/2013 02:56
voahirana ( 30/01/2004 09:08)
Andao hanao fihaonana
Andao hanao fihaonana isika dia mba hifankahalala sy hiaraka hifety kely indray amin'ity taona vaovao ity dia manantena ny fandraisanao anjara amin'ny zavatra rehetra izay heverina atao... tohiny
novalian'i rmo ny 24/11/2004 11:26
ravatorano ( 29/01/2004 17:42)
ahoana no hamohanana ny piratazy ?
Betsaka ny K7 piraty taloha fa izao efa ny CD indray izao no misy mamokatra ary misy tena milay ah ! Lé tompon'ny sangan'asa mbola tsy mahavokatra an'ilay izy ry zalà efa mamoaka ary ry lerony iany... tohiny
bemanitra ( 29/01/2004 14:42)
Mba aiza Kazar ?
Misy mahafantatra ve izay momba an'i Kazar @ izao fotoana izao? Ireny mantrsy no hitakon ho mba tena henjana t@ izany fotoana izany fa toa tsy zakan'ny gasy ny reviny... tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2004 15:10
lema ( 29/01/2004 11:38)
tratrako
tratranao nampirafy ny vadinao na ny sipanao inona no fanapahankevitra ho raisinao... tohiny
jessicac ( 29/01/2004 10:05)
tsy fitoviam-pinoana
fa maninona kay no misy olona roa mifankatia be nefa misaraka noho ny tsy fitoviam-pinoana.lasa ady lay izy.nefa ve tsy tokony hifandefitra? sady hoy koa ny baiboly hoe "...fa ny fitiavana no lehibe i... tohiny
jessicac ( 29/01/2004 09:41)
aiza ny ao @ StA
aiza daholo isika e (promo rehetra an)! ... tohiny
novalian'i mcfy ny 10/06/2004 23:18
ravatorano ( 28/01/2004 20:46)
ny sandam-bola malagasy
Efa mananika ny roa arivo ariary malagasy izao ny sandan ' ny Euro akiray.HIta izany fa mitotongana ny sandam - bola malagasy eo amin'ny tsena iraisampirenena. Raha nilaza ny heviny momba an'io ny mi... tohiny
novalian'i peluche ny 21/02/2004 12:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.6827