Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
andri
(
19/01/2004 20:38)
Fa maninona ny vehivavy no lasa be loha sy be tsy azo tenenina na efa manambady na tsia....?
Fa maninona kay ny sipa sy vehivavy gasy @ izao fotoana izao no lasa mazandoha tsy laitra tenenina raha mba misy zavatra hananarana azy e? Ny efa manabady dia be famaliana raha tenenina ohatra @ ankan...
tohiny
novalian'i voahary ny 26/02/2004 19:21
besoiiin
(
19/01/2004 20:29)
mitady anao
izaho dia tovolahy 26 ans efa miasa mitady tovovavy afaka ny hiaraka higoka amiko ny hakanton'ny fitiavana... tsy sangisangy sanatria satria hadinoiko izao tontolo izao rehefa eo anilako ianao... ary ...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/05/2004 23:28
shadow
(
19/01/2004 17:46)
Manambady
Maninn' hwa ry zalahy ny bandy refa manambady no lasa matavitavy izany sa mitombina le hoe miadana ara-panambadiana nefa misy tsy miadana mbola ngeza fôna?...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/01/2004 16:24
shadow
(
19/01/2004 11:30)
Fisotrona py sy ny probl
Solution ve ry zalah le misotro tôka refa misy prôbl sa mi soulager kokoa ny eritreritra le py?...
tohiny
novalian'i ludo ny 14/08/2004 10:31
rantom
(
19/01/2004 11:01)
Anciens ISPM
Pour tous nous retrouver,
Adresses e-mail du groupe
Envoyer un message : anciens_ISPM@yahoogroupes.fr
S'inscrire : anciens_ISPM-subscribe@yahoogroupes.fr
Désinscription : anciens_ISPM-unsub...
tohiny
novalian'i hifaliana ny 28/11/2014 12:05
xxx
(
18/01/2004 19:41)
Ambatolampy gara
Hono ho'a,antso ihany moa izy ity,iza no mipetraka ao Ambatolampy ka mahalala ny adiresin'ilay clinique eo akaikin'ny tsena azafady?...
tohiny
novalian'i ramoul ny 07/04/2004 16:46
eliana
(
18/01/2004 17:32)
Sao ary dia ny ALASAFAY no betsaka ?
Manahoana daholo ary e,
Misaotra indrindra aloha tamin'ny famaliana ny loha-hevitra voalohany. Tena mahafinarita ny fandraisana anjara.
Misy hevitra vitsivitsy tia ampitaina anefa ity.
Mety ...
tohiny
novalian'i iartistika ny 28/05/2005 10:09
xxx
(
18/01/2004 15:36)
Fitiavana hafahafa
refa mila ahy izy de mitady ahy
refa tsy hitany aho de malahelou izy nefa izy tsy tia ahy hozizy
mandainga ve izy @ zany
...
tohiny
novalian'i rinakely1 ny 11/02/2004 13:10
xxx
(
18/01/2004 14:43)
misy tsara ve ato
misy tovolahy mitady tovovavy tsara tarehy...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2004 11:04
fetra
(
18/01/2004 12:51)
Est-ce que c'est de l'amour ou .......?
Je me demande, il y a une meuf et elle etait avec moi .Le problème:si elle veut de moi, suis là et quand je l'invite à se promener avec moi elle refuse.Elle ne peut pas vivre sans moi,Est ce que ...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2004 11:05
ravicks
(
18/01/2004 10:33)
mitady namana vehivavy matotra
miarahaba antsika namana rehetra!
Izaho dia divorcé, cinquantaine, mipetraka aty France, mitady olona matotra sérieuse, tsy intéressée, vonona hanao départ vaovao miaraka amiko;
Misaotra betsak...
tohiny
novalian'i six ny 26/02/2004 17:24
isrine
(
17/01/2004 19:05)
Misy mahalala ny antony ve?
Misy an'ity message ity foana matetika miverina eto @ ordi, nefa ilay bandy nasaina nijery azy milaza fa tsisy dikany avy hono io message io, matetika anefa mikatso ny ordi raha vao io message io no m...
tohiny
novalian'i ds ny 10/02/2004 09:07
isrine
(
17/01/2004 18:46)
Be tsy handraofana.........
Salut!
betsaka isika eto raha ny ps no jerena, fa vitsy raha ny vata-tena no tena lazaina. Izay no mahatonga antsika eto tsy serieux. ...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2004 10:47
mozart
(
17/01/2004 17:21)
misy jôba tiako ato
Mba ampio za fa misy sipa tiako ato @ namana ato fa tsy haiko izy na tia na tsia nefa zahay mba mifanoratra ihany!toroy hevitra za hoe inon'ataoko ,mafy zalahy rehefa tena tia an!!!...
tohiny
novalian'i anadriantsoa ny 19/10/2010 15:02
lema
(
17/01/2004 13:07)
porofom-pitiavana
inona no anaporofoana @ olona ray fa tia azy énao.misy mantsy olona tsy mety mino mitsy hoe tia azy énao....
tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2004 11:06
hendry
(
17/01/2004 12:10)
ny fitiavan-dray aman-dreny
Samy mahatsapa sika rehetra fa miha tsy ampy fitiavan-dray aman-dreny hatrany ny ankizy ankehitriny. Samy miasa izy mivady ka tsy manam-potoana hiarahana na hiresahana @ zanany fa rehefa tonga ao an-t...
tohiny
novalian'i kouala ny 25/06/2004 08:12
tsarakely
(
17/01/2004 11:27)
ireo vehivavy lehibe taty frantsa
misy toe-javatra toy izao: efa nifakafantatra hatry ny ela izaho sy ity tovovavy iray. Tsy mahafantatra aho ny fomba nandraisany ahy. Izaho nandray azy ho toy ny anabavy. Izy anefa toa misakambina ahy...
tohiny
novalian'i donemaskit ny 13/02/2004 19:29
bozik
(
17/01/2004 10:36)
momba ny beauté
Inona kay no mba mahaafaka ireny angan-drano ireny,na farafaharatsiny hanaronana azy tsy ho hita be?...
tohiny
novalian'i Kim ny 24/08/2005 09:58
isrine
(
17/01/2004 09:15)
Mba valio e.........
salut!
Zakako ihany ny fifandrebirebena eto, fa raha resaka fahasalamana kosa de tsy tokony hatao vazivazy, rehefa tsy dokotera enao dia aza misandoka hoe dokotera eto à namana.
Mitady dokotera za...
tohiny
novalian'i cupido ny 11/08/2004 13:41
shadow
(
16/01/2004 18:47)
Ny fitiavana sy ny ray amand-dreny
Possible ve zany hoe refa raran'ny ray aman-dreny ny fiarahana de tokony ho tapahana fa mety ho ratsy fiafara?...
tohiny
novalian'i rinakely1 ny 11/02/2004 13:15