amie??

1. tahiana ( 30/01/2004 10:55)
inn tena dikany hoe"je te considère comme une amie" après une longue séparation?
novalian'i fijo ny 03/06/2004 21:00
2. ravatorano ( 30/01/2004 11:42)
raisiko toy ny namako ianao taorian'ny fisarahana lava be izay
lol
tsotra zany é! vita hatreo ny aminao fa tsy vita tanteraka akoriny fa raha mbola misy ilako anao dia tsaroko ihany ianao satria tsy isy ratsy nifanaovana !
3. jhouhlambout ( 30/01/2004 12:22)
Ny ratsy dia ny fisarahana
4. tahiana ( 30/01/2004 13:09)
d nefa ra za ilay sipa bola tia d ahonn??
5. hery ( 30/01/2004 15:33)
Raha ny olona efa nisaraka taminao no mbola miteny aminao hoe "je te considère comme une amie" dia misaora azy. Matetika mantsy rehefa misaraka ny olona dia tonga dia mifanadino tanteraka... ary indraindray aza lasa mpifahavalo mihitsy.
Tadidio fa raha niaraka marina ianareo ka nifankatia dia misy zavatra nifampizarana tao, izay anareo roa irery. Rehefa mandray anao ho toa ny namana tsotra indray izy dia fantany izany ny lanjan'ilay fiarahana teo aloha ka na tsy mpifankatia intsony aza dia mbola afaka mifanampy eo amin'ny fiainana sy ny sisa.
Mahereza
6. hendry ( 30/01/2004 16:59)
L´amitié se transforme parfois en amour mais l´amour rarement en amitié.
Matoa izy miteny hoe" je te considère comme une amie" amiko dia mbola misy ilàny anao, misy zavatra tiany niarahana dia tiany hiarahana manao aminao ndray rehefa manimanina izy, zany hoe fiandry zany enao.
7. tahiana ( 30/01/2004 17:32)
refa tedavina ihany voa kitihana zany!??
diso v za ra miinsiste hoe za nefa bola tena tia azy!?
8. 2689 ( 01/02/2004 12:10)
Diso be mihitsy. Sady hampijaly tena ianao no hampijaly azy koa raha ohatra ka manaiky eo izy noho ny fitserana. Misy dikan' ny hoe je te considère comme une amie iray hafa dia ny hoe : Tsy tia anao aho ary tsy ho tia anao mihitsy fa ampionony ny saina. Efa manao effort aza aho vao mety ho namanao. Miala tsiny manao valiny mivantana be toy izany fa izany no marina. Tadiavo ny tonon' ilay hiran' i Mariah Carey hoe Butterfly :

> Mandehana manidina fa raha natao ho antsika ny hiaraka dia ianao no hiverina amiko <

Izany hoe : tsy ianao no tokony hi-insiste fa tsofy rano izy. Raha tia anao izy dia hiverina ao anatin' ny fotoana fohy ary ho tafaraka ihany ianareo, raha tsia kosa dia adinoy ny aminy ary any an-kafa indray mamboly fitia. Indrindra raha izy no antony nahatonga ny fisarahana. Raha avy aminao kosa dia misy azo atao ihany : Porofoy aminy fa manaiky ny fahadisoana ianao ary tena mbola tia azy ary tsy hamerina ny fahadisoana intsony.
9. tahiana ( 01/02/2004 18:48)
za nisaraka fa tsy izy!! efa lazaiko anzany anie izy fa e!e! fa ahonn mitsy tena fikanareo kofa tony e!??
10. tequila ( 02/02/2004 20:59)
Ka tsy mazava loatra koa ange nenjy zany akia e , njy no nisaraka , nefa njy mbola te hiverina ndray ve? dia nefa izy zany efa nampionona tena tamy voalohany , dia tsy aleon-njy ve avela amizao e , rehefa samy tony tsara ny fo dia mety foana ny finamanana e , indrindra raha tena samy sincère nareo , fa raha toa ka misy hevitra ambadika aloha dia aleo samy masina an-taniny , manjary mifanimba fotsiny . Ny fitiavana hono akia toy ny ketsa a !
11. fijo ( 03/02/2004 20:29)
raha izaho no miteny an'io,dia iry voalazan'i hendry iry no heviny.izany hoe ataoko fiandry ianao.
12. ikaretsaka ( 03/02/2004 11:35)
naleoko ihany tsy nisy anao hozy i Ricky sy i L andrianavalona e
13. fijo ( 03/02/2004 16:30)
rehefa tsaroana dia namana ka.mety koa izay,sady tsy very mandeha mihintsy ny tena.
14. rinakely1 ( 08/02/2004 20:38)
Qu'il t'aime ms slt en amie donc tsy misy zavatra atonare miaraka intsony fa d minamana fotsiny e!
pas de bious, pas de safo2, pas de baise!
15. jhouhlambout ( 14/02/2004 17:47)
Corréction: possibilité de baise en cas de nostaligie
16. donemaskit ( 15/02/2004 09:16)
aona zany ry Tahiana ?
17. fijo ( 17/02/2004 09:58)
io lazain'i jhouhl io no marina
18. booboo ( 02/06/2004 12:51)
:) zany a ?
19. ari.malala ( 03/06/2004 10:50)
rehefa nisaraka aky r'i tahiana d misaraka â! zarandry aza izy lanaiky ho namandry ko! mba mafy ho azy anie ny nialandry nefa izy mety tena mbola tia b andry ê! ataovy fiononana ny hoe namany indry.
20. fijo ( 03/06/2004 21:00)
ie arak'io voalazan'i jhouhl io ihany ka.milay io sady samy libre
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5284