A votre avis...

1. jhouhlambout ( 26/01/2004 20:48)
Inona no ataonao raha sendra fantatrao fa tsy manaja anao ilay olon-tianao(ex: Mampirafy, Mampijaly, ...)?
CHOIX:
--Je te pardonne
--Je te quitte
-- Hvtr-ao (raha misy)
novalian'i fetra ny 28/02/2004 17:56
2. tequila ( 26/01/2004 09:06)
Sarotra kosa aloha raha ohatra ka systématique ny décision raisinao e , tsy maintsy any amy ça dépend foana , raha voalohany sa fanimpolony , asa raha misy maharitra hatramin'izany ve aloha , fa raha izaho manokana aloha raha iray mety ho lefitro ihany , afaka manome deuxième chance angamba , fa tsy manome troisième aloha e .
3. shadow ( 26/01/2004 09:48)
amiko ny oll' rehetra tokony hanna ny 2éme chance fa ny mihôtra angamba efa tsy fitiavana fa matoa mbola manao de midika fa tys tia anao intsony izy ka inn' no hivakiana loha @ intsony io le hoe une fois ça passe mais deux ça casse.
4. pitchou ( 26/01/2004 11:43)
raha tsy tapa-kevitra matotra ny hijanona aminy aho d avelako izy hanao zay tiany any, ary tsy avelako hamefy ahy @ zay tiko ko!
5. fijo ( 27/01/2004 09:30)
marina ny an'i pitchou
6. ravatorano ( 27/01/2004 18:41)
je te kit ! inn zà no tsihita indrindra fa raha mampirafy anah zany.Matoa ny oll iray sahy mampirafy defa tsitia anao tsony izy zany ka mbola je te pardonne iany v ? Jamais ! zà mimé !
Ny mampijaly indray dia toy ny inn aloha lé fampijaliana satria miankina amizay koa ?
7. pitchou ( 27/01/2004 13:44)
fa raha tapa-kevitra ny hivady d atao mazava tsara ny fifampitondrana ndrao misy zatra manao lalan-dririnina, na sao misy zavatra tsy zakan'ny iray! d raha tafiditra ao ny resaka mampirafy d tsy mi-tenir intsony izany ny fifampatokisana, d aleo miala tsy misy maratra!
8. fijo ( 28/01/2004 09:47)
rehefa vady indray hafa ka.
9. rlcj ( 28/01/2004 20:05)
ny ahy ndray in 7 mandefitra aho nefa vetivety fona d efa tonga lay 7.nefa tsy mbola vitako ihany ny manao we adieu,fa lay jtm fona no ato am-bavako
fa raha oul normal d tokony homena 2ieme chance fa raha mbola mamerina d elao fa tsy
hanajanao,mandrakizay izy zany,
10. rlcj ( 28/01/2004 20:09)
d eo @ zay lay mahagaga kely ana,raha mahafantatra zany ny oul we manana 2ieme chance,tsy vomaika v zany hampirisika azy hampirafy?

11. pitchou ( 28/01/2004 09:53)
izay indrindra ra rlcj: raha tsy misy fifamatorana d tokony tsy mandefitra @ zavatra fantatra fa tsy zaka! raha zavatra tsy tiana no nataony fa azo ifanamboarana d mitombina ny 2è chance:
12. bichette ( 28/01/2004 13:00)
Voalohany indrindra aloha raha tena fitiavana marina, tanteraka no hitiavana ny ankila dia tsy tokony hisy ny tsififanajana. Olombelona ihany anefa isika ary mety mibolisatra indraindray. omena ny 2e chance ary raha mbola mamerina dia ....; "tena tia marina ve ? sao dia hamerina any aoriana ? sao dia tsy tena tia ?..." ... aleo misaraka ampanajana. Ny olana manko dia ilay voafitaka tsy hanana toky feno intsony sahala amin'ny tamin'ny voalohany satria efa voaratra ka lasa mailo hatrany.
raha mamitaka matetika dia aleo hialàna fa tsy misy fitiavana....
13. pitchou ( 28/01/2004 16:13)
rehefa tsy misy na tsy ampy ny fahatokisana tsy tokony handany andro!
14. fijo ( 29/01/2004 09:11)
raha niray tamin'ny sipa indray mandeha fotsiny,ary nanao kapoty ve dia tsy misy 2eme chance?
15. rlcj ( 29/01/2004 19:48)
ka na nisy kapoty na tsy misy kapoty rehefa nisy lay izy d efa nisy zany fa lay kapoty tsy mampiova ninoninona @ko,sa raha manao kapoty d mahazo 2ieme chance fa raha tsy manao d tsy mahazo?
16. fijo ( 30/01/2004 20:13)
ka izay no fanontaniana ko
17. jhouhlambout ( 30/01/2004 12:38)
>ravatorano: Toutes formes de Fampijaliana: Aggression physique, psychologique, tsy firarahiana ny hvtr ny 1, arrengement malhônnette, fanambaniana... sns ...
18. jhouhlambout ( 30/01/2004 13:10)
Jamais 2 sans 3!
19. lema ( 31/01/2004 15:23)
za mamindra fo foana
20. pitchou ( 31/01/2004 16:44)
tena marina v izany ry lema?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.203