A votre avis...
21. lema
(
02/02/2004 15:38)
raha mana raison lé sipa rehefa manazava.samy manao daholo anie fa rehefa mahatratra ko dé mba mahay mamela fa tsy tia tena zany
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 03/02/2004 03:38
22. fijo
(
03/02/2004 09:14)
ra sipa tsy koa e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 03/02/2004 09:14
24. fijo
(
05/02/2004 19:36)
nananie a,azonao azavaina amin'ny teny gasy ve ilay hevitra azafady.misaotra an.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 06/02/2004 07:36
25. rinakely1
(
11/02/2004 13:05)
Je te pardonne et je te quitte! d il me pardonne kou d on fait marche arriere e!
26. fijo
(
12/02/2004 10:58)
tsy misy azoko ry reto a.mba hazavao teny gasy e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 12/02/2004 10:58
27. donemaskit
(
13/02/2004 19:34)
hoy Rinakely :
Mamela heloka aho dia laozako ianao ! Mamela heloka koa hono leiry, dia mandeha miemotra zareo e !
Mamela heloka aho dia laozako ianao ! Mamela heloka koa hono leiry, dia mandeha miemotra zareo e !
28. donemaskit
(
13/02/2004 19:35)
hoy kosa Nananie :
Avelako any leiry ! Tsisy 2 zany mihitsy raha tsy misy 3 araka ny tenin'i Jhoulambout !
Avelako any leiry ! Tsisy 2 zany mihitsy raha tsy misy 3 araka ny tenin'i Jhoulambout !
29. fetra
(
28/02/2004 17:56)
Rah mampirafy ny olon-tiana dia anarina izy alou raha toa ka tena tiana.Rehefa sarotra anarina dia tsofina rano .
Ny fitiavany ra-zoky an! tsy tokony zarazarain'ny @ olon-kafa zany raha tena tianao izy
Ny fitiavany ra-zoky an! tsy tokony zarazarain'ny @ olon-kafa zany raha tena tianao izy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fetra ny 29/02/2004 05:56