Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
isrine
(
22/01/2004 19:41)
sary sy anarana......
salut!
Rehefa tsy mametraka sary sy tsy mampiseho ny anarana 1 manontolo ve dia azo lazaina fa tsy matotra?
Fa ny tsy tsikaritrareo dia azo foronina ny anarana apetraky ny sasany eto, tsikaritro iza...
tohiny
novalian'i kitjo ny 26/05/2004 03:08
ravatorano
(
22/01/2004 18:01)
mino ny "ody gasy" ve ianareo ?
ny"ody gasy" tiako lazaina eto dia tsy lay manasitrana toy ny tambavy fa ilay entina hanimbana na hampitahorana ireny.
Misaotra anareo mandray anjara é...
tohiny
novalian'i rafajeh ny 18/02/2013 02:03
ravatorano
(
22/01/2004 17:48)
Lavo ny andry iray lehibe tao amin'ny "mafana"
Fakomaly no nidaosin'ny fahafatesana Ingahy Germain Rakotonirainy natsoin'ny sasany hoe : "Razery, Lynx".
Raha teo amin'ny resaka politika dia nanana ny maha izy azy tokoa ny lehilahy aary tsisy mihi...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 22/01/2004 17:48
jhouhlambout
(
22/01/2004 13:30)
suite
indray andro hono......
tohiny
novalian'i psykatr ny 05/03/2004 10:34
jhouhlambout
(
22/01/2004 13:18)
Question pour une Championne
Iza no sahy milaza fa afaka mitia olona iray mandrakizay? ...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2004 10:46
ravatorano
(
22/01/2004 12:19)
ny sida : fa maninn é ?
Fa maninona no tsy lazaina sy hamafisina avokoa izay mety mahatonga ny sida fa dé ajanona fotsiny eo amin'ny lafiny wé tandremo ny mijangajanga fa mety hitondra ny otrik'aretina sida.
Moa ary ve ny...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 23/01/2004 20:41
a256011
(
22/01/2004 10:29)
Fanafody , \"Trésor de mer \" hono...
Salama Daholo. Inareo ve mba efa nahita ilay lazain\'ny olona hoe \"Trésor de mer\". Be ny milaza azy io fa manasitrana aretina 150 hono.
Karazana \"algue\" izy io, ary ao anaty ranona dite misy sir...
tohiny
novalian'i meza ny 23/01/2004 20:51
xxx
(
22/01/2004 09:36)
tohiny rahara tadiavina!
maro ny ol miteny hoe mamijaly sns! nefa refa sendra zay tsy mety tany anga sa atao hoe sendra tsy nahazaka sipa ray ilay kofa!maninn lazaina fa mampijaly ilay sipa!
ary maninn nareo kofa sty mety ...
tohiny
novalian'i pitchou ny 01/03/2004 19:15
havanan
(
21/01/2004 20:14)
liban
manahoana! Tena any liban tokoa ve ianao ry isrine? Tiana ho fantatra ahalalana ny resaka atao fa misy olona te-hampita resaka any amin'ny zanany. Tsy fantatro na eto no tokony asiana ny fanontaniana ...
tohiny
novalian'i isrine ny 23/02/2004 18:35
ravatorano
(
21/01/2004 16:49)
maninn ny kofa no mahatsiaro kompleksé raha kely karama nohon'ny joba
Mbola tssy nanao statistika zà momba an'io fa ny ankamaroan'ny kofa kely karama noho'ny joba dé kompleksé avy hatrany ka raha mbola vao hivady dé mety tsy ho tanteraka mihitsy nohon'ny amin'ilay "...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2004 20:36
ravatorano
(
21/01/2004 16:37)
inn no mahatonga ny antoko politika maro eto Madagasika
Mba lazao ny hevitrao ary misaotra indrindra amin'ny fandraisana anjara é...
tohiny
novalian'i kally ny 24/01/2004 20:57
ravatorano
(
21/01/2004 16:32)
Ny fanamboaran dalana eto Madà
Mihetsiketsika mafy ny fitondrana ary misy tokoa ny ezaka eo amin'ny fanamboarana ny lalana.Miankina amin'izany ny famoaham-bokatra any ambaivolo rehetra any.Marina fa tsy godrao dhl ny lalana fa maro...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 05/04/2004 13:20
ngou
(
21/01/2004 16:13)
tononkira
eto izany ve azo handefasana tononkira noforonin'ny tena ihany koa?...
tohiny
novalian'i kitjo ny 20/06/2004 12:16
ikaretsaka
(
21/01/2004 16:07)
Hirampiangonana
manao ahoana daholo.
Angamba maro amintsika no nahatsapa ny fiovana eo amin'ny hiram-piangonan ana ara-gadona io na ara-tononkira, na ara-javamaneno. Efa manomboka miala tsikelikely amin'ilay nataon'...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 17/03/2004 18:54
xxx
(
21/01/2004 15:54)
manonofy ratsy matetika aho
raha manonofy ratsy matetika dia inona no tokony hatao?!! ny finoana aloha matanjaka tsara fa ilay nofy raha tonga foana dia ahoana no hevitra?...
tohiny
novalian'i marimarbellanda ny 18/09/2005 18:20
naritsimba
(
21/01/2004 12:14)
FIANDRASA-PATY
Salama daholo eh!
Amiko dia angamba anisan'ny kolo-tsaina tsara tohizana ny fifanotronana @ ireny olona mana-manjo ireny indrindra fa mbola eo ambohitra ny razana.Amin'izao andro izao anefa dia ny an...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 15/01/2015 05:06
hendry
(
20/01/2004 15:27)
famadihana
Ahoana no mba hevitry ny taranaka aty aoriana momba ny fombandrazana dia ny famadihana zany. Toa fandaniam-bola fotsiny no fijeriko azy nefa raha tsy manao enao dia azon-tsiny @ fiaraha-monina sy fian...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 15/01/2015 05:07
ikaretsaka
(
20/01/2004 10:27)
Feon-javamaneno toy inona
Ankoatran'ilay mpihira sy ny feony, ny mozika sy ny zava maneno koa matetika dia mitana toerana lehibe eo ary anisan'ny Maha hira ny hira:
Feon-java-maneno inona ary no tena manaitra sy tianareo a...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/03/2004 18:12
andri
(
19/01/2004 20:38)
Fa maninona ny vehivavy no lasa be loha sy be tsy azo tenenina na efa manambady na tsia....?
Fa maninona kay ny sipa sy vehivavy gasy @ izao fotoana izao no lasa mazandoha tsy laitra tenenina raha mba misy zavatra hananarana azy e? Ny efa manabady dia be famaliana raha tenenina ohatra @ ankan...
tohiny
novalian'i voahary ny 26/02/2004 19:21
besoiiin
(
19/01/2004 20:29)
mitady anao
izaho dia tovolahy 26 ans efa miasa mitady tovovavy afaka ny hiaraka higoka amiko ny hakanton'ny fitiavana... tsy sangisangy sanatria satria hadinoiko izao tontolo izao rehefa eo anilako ianao... ary ...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/05/2004 23:28
