tohiny rahara tadiavina!
1. xxx
(
22/01/2004 09:36)
maro ny ol miteny hoe mamijaly sns! nefa refa sendra zay tsy mety tany anga sa atao hoe sendra tsy nahazaka sipa ray ilay kofa!maninn lazaina fa mampijaly ilay sipa!
ary maninn nareo kofa sty mety mionona mitsy refa tsy mahazaka sipa ray e!??
ary maninn nareo kofa sty mety mionona mitsy refa tsy mahazaka sipa ray e!??
répondu par pitchou le 01/03/2004 19:15
2. kally
(
22/01/2004 10:11)
Fa inona aloha ilay atao hoe mampijaly e! io koa samy manana ny ataony hoe mampijaly manko!
4. fijo
(
23/01/2004 20:30)
aleo lazaina azy ny marina rakaretsaka,fa hoatran'ny milaza zavatra sarotra be izy izany le.
9. pitchoune
(
26/01/2004 11:58)
Tsy azoko tsara ilay resaka, inona ilay olana? Mampijaly ny olonaz iray refa mampanantena zavatra iray nefa tsy tanterany ny teniny. Promesse non tenue no tiako lazaina. Tiako ianao nefa avy eo any an kafa koa manome toky hafa indray.
11. fijo
(
26/01/2004 19:39)
io samy manana ny fiheviny,fa amiko,raha mbola sipa dia samy libre,ka samia mitady izay ilainy aloha e;raha mahatsiaro voa ianao,mitadiava koa faha e
13. pitchou
(
27/01/2004 17:50)
marina izany Fijo.
ndrao d mba zavatra tsy tantinao ny misy ra-bice o!
ndrao d mba zavatra tsy tantinao ny misy ra-bice o!
15. pitchou
(
01/03/2004 19:15)
ie! mety tsy ho zakany mihitsy! raha tsy inona kosa ko! mba bota ihany ny tena v dia hitsingevana otran'ny volom-borona?
