Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ravatorano ( 13/01/2004 12:14)
kristianisma sy ny malagasy
Azo lazaina ve fa fivavahan'ny razantsika malagasy ny fivavahana kristianina ?????? ... tohiny
xxx ( 13/01/2004 11:17)
maninona ny lehilahy gasy
misy fona le hoe bandy na sipa tsy tia miaraka @ olona mainty,nefa dia gasy otran'azy ihany,aleony ary miaraka @ vazaha. Fa nga de tena mbola minkoty be izy io e?... tohiny
novalian'i fijo ny 06/04/2004 23:34
xxx ( 13/01/2004 11:15)
tsy mety tafiala @ gasy
mahgaga fa tena raikitra @ malagasy mihitsy ty hoe,mainty sy zarazara ity,raha any an-dafy nefa enao mainty ihany fa tsisy mafantatra an'izany zarazara izany.... tohiny
novalian'i tsilan ny 04/03/2004 16:23
tsilan ( 12/01/2004 16:06)
VPM
Mba tadidinareo ve rakoto hoe i VPM, Zaza, le bandy DGn'ny AGETIPA nandroba tao taloha niaraka tamin'ny groupe Dinika. Sa tsy i leiry iny ? Dia toa mbola mitady hanjakazaka indray. Sa mbola azo anaova... tohiny
novalian'i kitjo ny 15/06/2004 17:47
manampyp ( 12/01/2004 16:01)
tena fitiavana marina e!
tambitamby sa ororkoroka sa tsetse sa ....... tohiny
novalian'i fijo ny 23/01/2004 10:22
hery ( 12/01/2004 15:05)
Urbanisation
Aiza ho aiza ny fanatsarana ny tananan'Antananarivo amin'izao fotoana izao? Hita eto amin'ny forum fa be dia be ny zavatra bloqués (hatramin'ny spaoro, kolotsaina, fampianarana sy ny sisa) vokatr'io.... tohiny
novalian'i fijo ny 27/01/2004 11:39
niavo ( 12/01/2004 14:05)
rahoviana ny fiainan ny gasy vao tahaka ny any occidentaux
rahoviana ny fahfaha lmividy ny malagasy vao tahaka ny an dryu zareo occidentaux ireo ?(pouvoir d'achat) tena mbola otran ny elà elà ihany ko... tohiny
novalian'i kitjo ny 18/05/2004 07:34
xxx ( 12/01/2004 12:19)
ANTSO
mitady sipa tsy serieuse mba hanao fiharahana tsy serieux... tohiny
novalian'i Tiakobe ny 11/04/2013 13:07
ravatorano ( 12/01/2004 12:06)
rabôgany
kofa toy ny inn no tena mahasarika anareo jô ireo ? Ny lélà mantsy hono tsy mba misy faharatsiany fa bôggany dhl... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2004 16:33
adamilus3a ( 12/01/2004 11:57)
sira mampitombo tension
tsy haiko ry namana isany fa ny sira vita gasy hono zao tena mampitombo tension be mitsy.inddra ny oul efa azonazon-taona de tafiakatra 20ny tension tsy haiko raha marina tanteraka zanyny tao antrano... tohiny
novalian'i a256011 ny 04/02/2004 10:41
ravatorano ( 12/01/2004 11:06)
kabarin-Dra8
Mba aiza o aiza ny hevittsik amireny.isika lé vahok tsy mandady harona .Ny sosy betsaka fa ny ampiasana azy no manairana.Tsy matoky ny olona omena hampiasa ireny vola reny ve Ra8 é ! Ka raha betsak... tohiny
novalian'i kally ny 24/01/2004 09:01
hery ( 12/01/2004 10:35)
Mitady mpiara-miasa
Mbola tsy tena appel officiel nifanarahako tamin'ny sasany ity kanefa na izany aza dia mitady mpiara-miasa izahay eto amin'ny serasera. - Olona manana internet matetika - Olona afaka mifandray tsar... tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2004 12:28
mouvoka ( 11/01/2004 20:14)
ALERTES
Androany aho isaky ny hanokatra ny http://namana.serasera.org dia misy fenetre de telechargement mitranga. Hono ho aho ry Webmaster, misy virus ve ny tanana ???... tohiny
novalian'i booboo ny 30/06/2004 13:20
aristar ( 11/01/2004 19:21)
Virus ve sa tsia ?
Mba mila fanazavana avy @mpiandraikitran'ny sehetra aho na ny olona izay mahafatatra momba ity zavatra mitranga matetika @ordinaterako intelo na efatra isan'anjo. Norton Internet Security Professio... tohiny
novalian'i aristar ny 17/01/2004 12:32
xxx ( 11/01/2004 18:22)
prkoi?
Fa maninn ny ol efa manabady bola mitady hisisika hiaraka @ ol kafa fona? Tsy ampy azy v ny vadiny sa mitady inona ankoatra zay izy?... tohiny
novalian'i fijo ny 23/01/2004 10:22
fetra ( 11/01/2004 17:10)
Moi j'ai envie d'aimer
Il ya longtemps que j'avais courtiser des meufs.je ne sais pas comment declarer l'amour??... tohiny
novalian'i fijo ny 23/01/2004 10:24
xxx ( 10/01/2004 20:41)
tata
mitady tovovavy tsaa tarerhy... tohiny
donemaskit ( 10/01/2004 19:26)
Mifangaro ny resaka!
Asa raha izaho irery no mahita an'io fa tsy milahatra chronologiquement intsony ilay resaka! Misy hafatra lasa any @ lohahevitra hafa mihitsy aza!... tohiny
novalian'i fijo ny 28/01/2004 11:53
petale ( 10/01/2004 19:00)
ny tovolahy malagasy
tamy za vao sambany nandalo taty Mada ( ary vao izay ihany) de tena tsapako fa tena nahafinaritra daholo zay lehilahy nifanerasera tamiko tany. ary hitako fa tena mahay mamalifaly sipa kely izy ireo..... tohiny
novalian'i fijo ny 17/02/2004 10:11
bix ( 10/01/2004 15:10)
iraimbl
tena masaka no azo ilazana azy eh !! mbola tsy misy ny mahazaka ny mavesatra mihoatra azy sa ahoana ? asa miombokevitra amiko ve ny maro,,,?????... tohiny
novalian'i bix ny 26/01/2004 14:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8415