VPM

1. tsilan ( 12/01/2004 16:06)
Mba tadidinareo ve rakoto hoe i VPM, Zaza, le bandy DGn'ny AGETIPA nandroba tao taloha niaraka tamin'ny groupe Dinika. Sa tsy i leiry iny ? Dia toa mbola mitady hanjakazaka indray. Sa mbola azo anaovana an'izany ny fitondrana izao ?
novalian'i kitjo ny 15/06/2004 17:47
2. ravatorano ( 13/01/2004 20:43)
toa tsy koboko klongané
3. ainas ( 14/01/2004 20:50)
tsy tsara ny mi-juger olona fotsiny amin'ny honohono raha tsy manana preuve, ohatra amin'ny fandrobana ny agetipa izany tsy maintsy hitan'ny masonao mihitsy ny piéces comptable-ny agetipa hoe iny misy fananany lasan'ny vpm, izay ianao vao afaka manasoketa olona , fa raha tsy izany dia tsaho foana no iainana eto @ tanàna,
matetika mantsy olona iray mety tsy tafiditra niasa na voaroaka tamina orinasa iray ka tezitra dia manely tsaho indray mandeha fotsiny hoe io tale io de mpangalatra fotsiny, dia izay no miparitaka de lasa tsaho be, nefa ny maso tsy nahita dossiers na iray akory aza tao @ orinasa,
ka tandremo ihany fa mihinana tsao anie ohatry ny mihinana fako e !
izany hoe ny maso ihany no base amin'ny zavatra rehetra, fa na ny sofina aza mamitaka raha tsy miaraka amin'ny maso mahita.
4. tsilan ( 15/06/2004 01:26)
fanontaniana napetrako io.
Raha teto madagasikara ianao dia mbola tsy nahita na nandre fa ireo nanodikodina ny volam-panjakana dia nigadra na voaroiroy. Ny banky iraisam-pirenena aza no manampy ireny olona ireny mba hameno ny antota taratasy nandaniana ny vola tsy hita.
Ohatra fotsiny ny lalana Maintirano-Tsiroanomandidy.
5. kitjo ( 15/06/2004 17:47)
Misy olana ingahy io amzao fotoana fa mba tatero eto oe ry tsilan izany resaka izany raha misy porofo?

Tsy fantako manko fa amin fahalalako aza d io no anisan appui amzao fitondrana izao, ary m(n)anana reputation tsara talohan naha VPM azy, zay no fahafatarako azy an, fa za moa ts nahalala azy ra tsy VPM ingahy io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2527