Mitady vady

1. xxx ( 14/01/2004 12:34)
Midady vehivavy fotsiny ho vadiana
novalian'i nenitiana ny 29/03/2004 16:34
2. bandymilay ( 14/01/2004 15:19)
o ry ngahy ah! tena sérieux aho milaza aminao fa tsy misy olona matotra eto e!! mampalahelo!! ny sariko aza nesoriko fa mahamenatra ahy ny mampiseho azy ny olon drehetra eto e! nefa courage e! aza kivy fa misy matotra angamba any ho any
ok
3. hery ( 15/01/2004 09:58)
Misy olona matotra eto :)
Ny olona tsy mampiseho ny sariny, tsy milaza ny anarany (ohatra hoe tsy atao hoe hery fa atao hoe kofamanja) no mety hoe tsy matotra :)
Fa rariny raha miteny hoe misy olona tsy matotra ihany koa. Satria 2700 mahery no mpikambana.

Raha miresaka matetika amin'ny olona ato enao, na koa mandalo ao amin'ny chat (resaka mivantana) dia hahita olona feno, fo sy fanahy, nofo sy ra.

Dia jereo ihany koa ny ankamaroan'ny forum fa mipoitra tsikelikely ny maha olombelona an'ilay solonanarana...

Misy olona matotra eto kah.
Hery
4. fijo ( 15/01/2004 11:38)
marina fa be vazivazy izahay,fa rehefa tena fanontaniana mila valiny dia mba matotra ihany angamba ny valiny nomena teto ka.
5. shadow ( 15/01/2004 17:51)
Izay lazain'i Fijo izay kosa aloha de tena vrai fa refa sérieux de sérieux .
6. xxx ( 15/01/2004 13:50)
Ho an´ilay nametraka ny sujet, ahoana zany mitady vehivavy fotsiny vadiana zany? tsisy critères ve ohatra hoe, tsara fanahy na tsy haiko e. Zay tonga eo zany dia babany avokoa? Ny antony ametrahana ilay fanontaniana manko dia mety hisy vehivavy faly ery nahita ilay antsonao ary hamaly, rehefa mihaona nefa dia mety tsy tianao akory izy dia mangaina......
7. xxx ( 15/01/2004 13:50)

8. xxx ( 15/01/2004 13:51)

9. xxx ( 15/01/2004 13:51)

10. xxx ( 15/01/2004 13:52)

11. xxx ( 15/01/2004 13:52)

12. xxx ( 15/01/2004 15:17)
ka lé surprise no tena tsara
13. xxx ( 15/01/2004 15:43)
Ka nahoana moa ianareo no tsy ho be mpamazivazy?Izao izaho te-hamaly hoe izaho koa mitady lehilahy ho vadiana nefa na izaho namaly na ianao nametraka ny antso samy xxx dia aiza?
14. fijo ( 16/01/2004 09:47)
dia tairo ny XXl e.
15. sara ( 16/01/2004 18:26)
salut daholo ry tsy fantatra anarana isany a, mampihomehy ahy ianareo o ry xxx a! vhv be dia be ohatry ny anana eny antena ireo koa ahoana ianao no ho sahirana mitady vady?
16. lema ( 16/01/2004 12:23)
mametra marina adiresy e-mail fara faharatsiny
17. xxx ( 16/01/2004 13:54)
Tsy miss
18. isrine ( 17/01/2004 18:45)
salut!
Isika eto be tsy handraofana, koa raha hitady vady de mandehana eny antsena asabotsy, na eny an'arabe, mety hahita haingana enao.
19. xxx ( 17/01/2004 11:39)
aza de manao an'zany kosa e! mba eto kosa ny sehatra tiany hahazoana vady, mijoroa vavolombelona mihitsy ry xxx rhf mahazo a! za zao mety ho naisika ihany raha mba tsy xxx no teo fa nisy anarana
20. xxx ( 19/01/2004 10:42)
hihihi, za aloha nahita fa latsaka fahefany teto e, mbola andalam-pamenoana azy fa refa tena izy diia mijoro ho vavolomebalona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2571