Mitady vady

21. xxx ( 19/01/2004 15:46)
Aiza kosa moa enao no hahita ny tonga lafatra, enao ary miaraka @ol firy taona mbola misy azo kianina foana, fa eny an-dalana no mifanefy e! sa ahoana wi enao? de miandry ny fijoroanao vavolombelona zany o! za koa hijoro rhf mbô misy maka ato hi!hi!
22. xxx ( 19/01/2004 15:57)
Marina daholo ny anareo e!ny mitady vady xxxx ny mamaly xxx koa ahoana tokoa moa tsy hainao na efa antitra na tanora de hifanohitra be eo izany sa ho ekenao daholo izay tonga eo nefa hevitra tiana hampiadiana no betsaka fa ianao ary tsihaitsihay akory.Misaotra anao ihany aloha e!
23. xxx ( 20/01/2004 15:20)
Hay ve isrine mba sosotra rehefa ny olona no manao e, ohatran´ny tsy ilay olona mpananihany ireny ery. Be tsy andrafaona ahoan ary, enao anie anisany e
24. xxx ( 21/01/2004 18:32)
Na hanao forum zato eto ary isika ka rahefa tsy séreiux dia tsy misy dikany na kely aza! mety mba misy olona tehy hanao resaka matotra ihany fa saonjo iray lohasaha tsy ilaozany raha maharara hozy ny fiteny, ka rahefa tehy hanao zavatra matotra dia alefao ny adresse mail tompoko o! izay angamba no solution hita fa matotra fa raha mbola resaka eto fotsiny tsy mety e!
25. vindy ( 21/01/2004 14:13)
zah alou lehilahy an! fa maninona anefa raha apetraka izay tianao fa tsy hoe mitady vady fotsiny de zay. @zay mantsy mety ho maro ny vehivavy mifanojo @zany ny hanoratra ho avy eto.
De mahereza eh! any ambadika any mino aho fa misy vehivavy mitady vady toa anao koa.
26. xxx ( 23/01/2004 16:42)
Izaho aloha mba mamerina ihany ,ho an'izay mitady vady marina tokoa na lahy na vavy io dia mba miseho voalohany indrindra mba ahafantarana anao izay fa mitady marina ianao fa tsy vazivazy.Raha mba misy tena hamaly marina dia tsy hita izay havaly fa xxxxx.Misaotra ny rehetra o!
27. kally ( 23/01/2004 17:34)
Manoatra koa ilay antso noho ny hoe:mitady anana ho vidiana.Dia tsy nampianarina fanajàna mihitsy angaha?
28. fijo ( 27/01/2004 10:31)
an,an mitady mpivarotr anana ka
29. xxx ( 28/01/2004 13:47)
miala tsiny aho fa misy olona matotra eto ary marina io lazain'i hery io
30. fijo ( 29/01/2004 09:51)
asehoy ary aloha ny ps e
31. xxx ( 05/02/2004 15:06)
nahita sa tsia e!
32. fijo ( 05/02/2004 19:42)
ka izy ara tsy hita ko.
33. malalatiana ( 07/02/2004 12:27)
ary fijo ve mba nahita !!!! de toroy sopapa lery fa sao kivy amboalohany !
34. 123 ( 12/02/2004 10:07)
rehefa tena vonona enao d ze sipa hitanao voalohany ka manaiky vadiana.
hihihihih!!!!!!!!!!!!
35. fijo ( 13/02/2004 09:42)
sarotra valiana be izany ry malalatiana a.
36. lilie76 ( 06/03/2004 17:08)
ilay fanontanianao dia tena tsy misy diplomatie no sady vulgaire, vehivavy vendrana no manaiky izany, nefa tsapatsapaho ihany sao de mba.....
37. nenitiana ( 29/03/2004 16:34)
Tsy dia hoe vehivavy vendrana kosa izy ry lilie76 a ! mety mba nanantena izy fa ho matotra io olona mitady vady io , izy koa ohatra tsy mety mahita , asa a! mety tsisy gasy angamba any amin'ny tany misy azy any dia namaly ny antso izy satria hafa ihany hono ny gasy ko! ka raha samy matotra izy roa dia hanatrika mariage goavana isika eto @ namana.serasera.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1375