Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
ambondronamialy ( 29/12/2003 14:26)
AmbondronA milay b
AmbondronA, groupe tsara ndrindra eto @ tanàna @ mpivoy pop- rock. Mankafiza e, ohatr' ahy!... suite
isrine ( 28/12/2003 12:37)
fa maninona kay e.........
Ny lehilahy no miteny we: gidrogidro, rehefa tsy dia bogosy ve, sa? ... suite
répondu par rinakely1 le 22/01/2004 15:45
isrine ( 28/12/2003 12:34)
"kolokoloy ny fitiavantsika!"
Atao ahoana izany ry zareo a? kolokoloina à fomba ahoana?... suite
répondu par fijo le 23/01/2004 11:05
hery ( 27/12/2003 19:15)
SPAM
Manomboka mandreraka ny fahazoana spam eto amin'ny internet amin'izao fotoana izao. Indrindra rehefa tsy manana connexion firy. Maharay email be dia be tsy dia misy ilana azy akory ny tena. Inona no ... suite
répondu par jhouhlambout le 27/03/2004 18:08
fijo ( 27/12/2003 10:08)
marika ahafantarana
tratry ny krismasy rahery a. izao no mba tiako lazaina e.mba tsy handaniana fotoana be,indrindra hoan'ny any mada,satria lafo ny fifandraisana any.maninona kay,raha hasiana marika ahafantarana,izay n... suite
répondu par isrine le 17/01/2004 09:24
lema ( 24/12/2003 11:04)
fitivana
mba inona marina mou no atao hoe fitiavana?mba omeo hoe ny definition raha misy manana.... suite
répondu par fijo le 23/01/2004 11:04
hendry ( 23/12/2003 15:26)
tranga hafahafa
Noho ny tsy fisian´ny lohahevitra hafa mahasahana ny tiako hambara dia ataoko ato ihany aloha. Misy namako izay, rehefa matory izy dia mihiratra ary tsy vitan´ilay ila-maso na ilay fotsifotsy @ mas... suite
répondu par fijo le 30/01/2004 20:24
xxx ( 23/12/2003 13:22)
inn no hevitrareo?
@zao fotona zao!ny firaisana ara-nofo v tena porofo pitiavana sa fitiavana ny te-hanao fotsiny! "tahaka reo olona zay mihinana ka tamàna d tsy t-hiala tsony!" Ka ny "faire l'amour" v hobby sa tahaka... suite
répondu par fijo le 23/01/2004 11:02
fijo ( 23/12/2003 12:35)
impiry miova bandy
hono hoaho ry zareo.impiry miova bandy kay ny sipa iray vao manam bady?... suite
répondu par tia_ery le 13/01/2004 19:08
lema ( 23/12/2003 12:07)
lany zara ve sa..........................
dé ahona ndray lé sipa manao fanahinina bevohoka ireny fa te ho alaina vady,lany zara ve reny sa raiki-pitia sa inona no tanjony?... suite
répondu par fijo le 22/01/2004 20:31
isrine ( 22/12/2003 19:13)
tohiny sady farany: "faire un bébé toute seule"
Hita fa be ny lehilahy tsy hiditra @ toy izany. Fa raha toa ary ka voafitak'ilay vehivavy ianareo, de ahona no hataonareo?... suite
répondu par tia_ery le 09/01/2004 17:09
donemaskit ( 22/12/2003 16:10)
NBA - mania
Isika rehetra ngamba efa nahare momba an'i Jordan, Kobe sns daholo. Ny tiako fantarina dia : > Iza amintsika no tena mpanaraka sy mpankafy an'ity basket pro américain ty? > Ekipa tena ankafizina?... suite
répondu par donemaskit le 18/01/2004 19:29
donemaskit ( 22/12/2003 14:48)
Ela niarahana
Mba tiako fantarina leisy raha fidèles isika : > Tantarao ny fifankahitanareo > Teo no ho eo ve sa taty aoriana? > Inona no nanintona anao tany aminy? > Inona no nanintona azy tany aminao? > F... suite
répondu par fijo le 17/02/2004 10:19
donemaskit ( 21/12/2003 19:07)
maditra ny sipa ankehitriny
Ny lehilahy efa hatrizay, fa tsy hitanareo nihanaditra ve ny vehivavy @ zao fotoana?... suite
répondu par fijo le 04/03/2004 10:29
donemaskit ( 21/12/2003 18:53)
raha hamorona tarika nareo...
... dia iza no hataonareo anarany?... suite
répondu par rapah le 27/05/2004 06:03
doudoudoudou ( 20/12/2003 18:13)
fandeferana
Tena mandreraka mihitsy ity mandefitra lava ity fa inona no tokony atao e! Ohatra ny efa mahazatra anà ndray de tsy tiako ... suite
répondu par fijo le 15/01/2004 11:20
hendry ( 19/12/2003 18:16)
inona ny dikan´zany?
Misy lehilahy miaraka amiko ary rehefa nanontaniako ny tanjony @ fiarahanay izy dia nilaza hoe: je t´aime pour toujours mais je ne te promets pas de me marier avec toi. Inona ny dikan´zany aminare... suite
répondu par fijo le 15/01/2004 11:23
hendry ( 19/12/2003 18:11)
mistery
Tsy haiko na tokony ho ato @ fitiavana no hisy ity hafatro ity fa tsy hitako zay asiana azy. Zavatra hafahafa no niainako. Misy olona izay, tsy mifankahalala zahay ary tsy mifampiresaka. ny zavatra ... suite
répondu par hendry le 17/01/2004 12:02
rinakely1 ( 19/12/2003 18:04)
hoan'ireo lélà miseho ho "Je suis "e!
ahoana ndray nareo @ izany morse vao2 izany e! "etre homme c facile mais etre un homme c difficile" "Pour" sa "Contre "nareo?... suite
répondu par fijo le 29/01/2004 20:44
xxx ( 19/12/2003 17:00)
matérialisme!
les gens sont trop matérialistes? pourkoi? avant de sortir avec kelkun, tt le monde s'arange dabord pour savoir sil la personne est friqué!c'est absurde!je comprends le fait kil y ait un peu de mat... suite
répondu par fijo le 08/01/2004 11:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.2907