mandany vola @ clip
1. jessicac
(
05/01/2004 10:14)
tsy mba tonga saina ve ireny olona manao clip ireny e? Very fotsiny ny volany anaovana an'ilay clip sady na ilay hira aza tena ratsy b.Sa miheritreritra ny halaza izy? Misy mihitsy ny mamalana hira!!! Raha za izy d tena mahatsiaro tena ho afa-èbaraka mihitsy!!!Ny fangalana tahaka koa moa zao no tena betsaka;Tsy mba manana ny maha izy azy ny mpihira ankehitriny.Sa ahoana ny hevitrareo?
novalian'i zaira ny 19/05/2005 12:51
2. moi
(
05/01/2004 11:49)
Sao mba tena azy kosa ny camescope, ary hananany ny havana mpanao production video ka tsy mandany vola firy izy ...
Fa na izany na tsia, misy tia foana ny karazan-kira rehetra e ! Izay tsy tia hard mety ho tia vakisaova ...
Ary rehefa alefa lava ao amin'ny TV anie lasa ihany e !
Fa na izany na tsia, misy tia foana ny karazan-kira rehetra e ! Izay tsy tia hard mety ho tia vakisaova ...
Ary rehefa alefa lava ao amin'ny TV anie lasa ihany e !
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/moi ny 05/01/2004 23:49
3. xxx
(
05/01/2004 12:27)
aleo izy hirevy fa tsy ny volanao no lany fa ny azy sady izy ko ge mba te hamalifaly ny tenany sy ny pokona manoddina azy @alln'ny clip e!
tsiky de ampy sa
tsiky de ampy sa
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 06/01/2004 00:27
4. donemaskit
(
05/01/2004 18:44)
> raha bon réalisateur no manao ny clip sy mahay ny artista dia ilaina tokoa ny mandany vola aminy : du pur marketing.
> fa ilay kitoatoa kosa tena tsy voako mihitsy, camsecope zany tsy tokony hanaovana clip mihitsy. Na dia fanajana an'ilay mpankafy fotsiny aza : tokony mba hokaliana ihany izy ireny.
> ny tv malagasy koa tokony mba dinihana ihany ny zavatra halefa fa tsy izay misy rehetra akory dia haseho daholo, il faut un minimum de qualité!
... hevitro fotsiny ihany zany. Raha misy clip tsy tiako mandeha @ tv tsy jerevako fotsiny.
> fa ilay kitoatoa kosa tena tsy voako mihitsy, camsecope zany tsy tokony hanaovana clip mihitsy. Na dia fanajana an'ilay mpankafy fotsiny aza : tokony mba hokaliana ihany izy ireny.
> ny tv malagasy koa tokony mba dinihana ihany ny zavatra halefa fa tsy izay misy rehetra akory dia haseho daholo, il faut un minimum de qualité!
... hevitro fotsiny ihany zany. Raha misy clip tsy tiako mandeha @ tv tsy jerevako fotsiny.
6. ikaretsaka
(
06/01/2004 10:42)
Arakarak'ilay clip io ko..misy ny clip maison dia misy ny clip pro... fa tokony mba asiana fifidianana ihany ko ange izay hira hita fa azo ampiseho ny mpijery e... tsy hoe resaka censure fa mba hitandrovana ilay tsara omena ny mpanjifae.. fa tsy hoe izay manome VCD na DVD na k7 ana chaine tele dia voatery halefa daholo.
7. xxx
(
06/01/2004 11:10)
o ry Mazkita a! Raha manana camescope ialahy dia mitendritendre gitara dia mihirahira eo ambody ordi eo dia enregistreo dia alefaso any @ chaine tele gasy ze tian'ialahy ... fa alefany 2 jours ny hiran la de malaza ialahy! zany ny revy aty izao!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 06/01/2004 11:10
8. donemaskit
(
06/01/2004 11:21)
... revy manimba maso ilay izy koa! Raha hanao ihany aho leisy aleo masaka tsara vao havoaka.
Raha tian'i xxxxxx dia homeko k7 e! lol
Raha tian'i xxxxxx dia homeko k7 e! lol
10. jessicac
(
06/01/2004 15:00)
misaotra mamaly e! mampihomehy mihitsy anie ny sasany zany e! tsy mila mijery video gag intsony!!!! (hi hi hi) mba hafa kely koa ngamba ny miseho télé e!!!!!!! sady reny mitapitapy kely reny mihitsy koa no tonga dia tena malaza!!! sa tsy zany?
11. ikaretsaka
(
06/01/2004 18:45)
tsy mba misy olona angaha amin'ireny tele prive sy tVm ireny mijery hoe ity ny azo alefa sy tsy alefa fa izay k7 tonga dia alefa aby e?
13. ikaretsaka
(
06/01/2004 19:36)
Tairo indray ary ovaina e.. Clip n'iza no bien fait indrindra dia ny an'iza no fople indrinda raha ny fahitanareo azy?
14. xxx
(
06/01/2004 18:35)
tsotra no tokony atao e! atao resaka matian na pro tsotra fontsiny fanaovana clip ka tsy maintsy efa societe manana traikefa @zany no mahazo mampiditra ny clip ao @tele de vita hoazy
sady mampidimbola no afaka mandoa ny taxe tsara koa ny sosiete fa tsy ze manana camescope de mifilm etsy sy eroa tsy misazafady
sady mampidimbola no afaka mandoa ny taxe tsara koa ny sosiete fa tsy ze manana camescope de mifilm etsy sy eroa tsy misazafady
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 07/01/2004 06:35
15. ikaretsaka
(
06/01/2004 19:23)
ka na matianina na tsy matianina.. jerena koa ny qualite fa ohatran'ny film aty ihany ioe ..misy mattiaina no manao an'ilay izy nefa nooofa be
16. fijo
(
07/01/2004 10:16)
aza mijery rehefa tsy tiana e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 07/01/2004 10:16
17. ikaretsaka
(
07/01/2004 14:04)
ka raha chaines 4 ve Ra fijo ohatra mandefa clip nooofa be aby.. dia ahoana?
18. xxx
(
07/01/2004 09:47)
rehefa tsy tiana ry reto de aza jerena fa mkarary andoha a!Ra za alo de zay tiako sy mafinaritra ahy ihany no andaniko fotoana e!sady amzao ny fopla no tena alefa amtele tsy aleo ve matory toy izay mijery an'reny??????????????
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 07/01/2004 21:47
19. jessicac
(
07/01/2004 10:58)
tsy milay koa aloha reny combat @ film gasy reny e! tsy synchronisé mihitsy lé mouvement!!!!!
20. jessicac
(
07/01/2004 12:18)
nefa rehefa mizap @ record d misy clip tsara b foana tsindraindray eny ampivoany eny !!!!!! zay koa ny blem!!!! ny clip tena hitako goavana aloha tato ho ato d ny an'i Njakatiana!!!!!! tsy mba tiako maizina iny sy rebika fa hitako tena nazoto b ry zalà nanao ny réalisation'iny clip iny! félic na d izany azy ry "mais où il est??????"