mandany vola @ clip

41. donemaskit ( 09/01/2004 09:56)
vazaha :
> compositeur : Goldman, Diane Warren
> arrangeur : babyface, Richard Bona
> batteur : Phil Collins!
42. donemaskit ( 09/01/2004 10:59)
> bassiste : ilay nanao t@ b.o. an'i Tarzan iny... tsy tadidiko lay bandy, fa in koa masaka!
43. jessicac ( 09/01/2004 12:18)
raah resaka gitara aloha dia asa raha misy mahavoa an'i Santana sy Eric Clapton
44. ikaretsaka ( 09/01/2004 14:56)
Richard bonna kosa Bassiste no tena hitiavako anazy... asiany an'ilay feo camerounais kely iny! ayayay
45. donemaskit ( 09/01/2004 15:08)
... na tsy mihira aza leiry masaka be lay flow!!
46. donemaskit ( 10/01/2004 20:01)
Iza no album tena revin'Ikaretsaka?
47. ikaretsaka ( 10/01/2004 12:45)
Bisso baba (izy sy i bob james)
48. ikaretsaka ( 10/01/2004 12:47)
album inona moa iny? reverence?
49. ikaretsaka ( 10/01/2004 17:17)
i anona koa tsy ratsy... i Bona petit @ le album the tale... aleo reny toy izay basse-na 3% aloha e
50. donemaskit ( 10/01/2004 10:08)
Ny ananako ato zao ilay The Tale, Reverence sy Scenes from life... masaka iny "Bisso baba" iny ka, Reverence tokoa ,o misy azy...
51. ikaretsaka ( 10/01/2004 15:36)
Bona petit no tena tsara... ilay basse e... aoka fotsiny
52. ikaretsaka ( 10/01/2004 15:38)
sady ny fomba fitendriny an'ilay vasse kosa aloha miacaka mihitsy e.. le decompressena dia miakatra octave dia avoaka ohatran'ny gitara... aotsara mihitsy
53. donemaskit ( 10/01/2004 15:55)
Mbola tsy tena nanao analyse profonde aho fa... marina ngamba zany!
54. ikaretsaka ( 10/01/2004 16:17)
ny ahy ra mazkita rehefa mozika dia raisiko ohatran'ny "art" rehetra... jerena hatrany @ touche rehetra mihitsy... hatramin'ny feoana cymbale... raha ny ankoatran'izay dia tsy hitako izay maha art sy artiset ny manao azy ireny!
55. donemaskit ( 10/01/2004 16:36)
Raha izay dia tena vitsy ihany no "tena" artistes!
56. ikaretsaka ( 10/01/2004 16:58)
vitsy tokoa... tsy izay te hitazotazona micro sy handihindihy sy hisafosafo vevavy @ clip rehetra akory
57. donemaskit ( 10/01/2004 17:02)
... référence à Tragédie zany!
58. ikaretsaka ( 10/01/2004 17:12)
izay mahatsapa tena ka
59. mouvoka ( 11/01/2004 18:13)
Ary inona sy inona avy no hira efa nivoaka na any andafy na eto Madagasikara (Dago hoy ny sasany ??) efa navoakan'i Ikaretsaka sy masikita ? Ny anareo izany dia tsy mahay mihintsy ny gasy ??? lohateny gasy ve sa hira gasy ireo hoe decompresse-na kely dia ao tsara ? Aza menatra fa lazao anay e !
60. mouvoka ( 11/01/2004 18:43)
Ary ny hoe clip ratsy...Eo ihany koa anie hoa efa misy ny pro sy ny mbola mianatra. Moa misy fampianarana tena matanjaka momba an'izany eto Madagasikara ?? Raha te hivoatra aza nefa tsy misy fianarana, tsy aleo aloha izay vita dia hatsaraina ? Sa tonga dia misy ny hoe tonga dia raitra ?(na any andafy na eto madagasikara no tiako ho laszaina an)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3576