marina mihinsty izany, indrindra fa ny gasy raha vao manao clip d style no toa betsaka,ny hira ts milay, sa mba te hianatra ny an'ireo tsy malagasy, ny an'ny olona ireny efa ny fiainany normal, le gasy forcer-na fotsiny, fa tsy aleo aza mahita an'ilay clip mitazona ravin'akondro fotsiny d mitazona vonikazo sns. hihihi
tena marina mihitsy ny hevitrao io ary tena mitovy hevitra aminao aho ary ny tena mampalahelo ny gasy dia manaonao foana tsy mijery ny ho avy fa te halaza tampoka miracle mon amie eh!!!!!