Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
mozart ( 10/12/2003 16:58)
ilaina ve ny misolosolo....?
ilaina ve ny mipeka jôba samihafa?satria toa ohatran'leo za raha sipa 1 foana ao anatin'ny x .toy ny laoka ve:lundi ......dimanche de ho hena foana fa ny fahandro fotsiny no miova(ritra,rony,....)... suite
répondu par fijo le 17/02/2004 10:18
dd ( 10/12/2003 16:56)
Cyclone
http://www.solar.ifa.hawaii.edu/Tropical/Gif/sin.latest.gif Cela no anarany!... suite
répondu par ikaretsaka le 17/03/2004 18:23
mozart ( 10/12/2003 16:53)
fantatro fa nasian'ny akamako......
tena notantarain'ilery ihany fa namboariny lé jôba nefa tsy hainy hoe jôbako io,t@ detail an!de inona no tokony hataoko?nefa za'm'revy an'le sipa.mba omeo hevitra za' ry tovovavy a!!!!!!!... suite
répondu par vegas le 23/02/2004 18:37
tequila ( 10/12/2003 13:15)
premier pas
Misy olona tena mahafinaritra ahy izay fa tsy hitako izay atao , sarotra ny manatona azy . Nefa tsapako isan'andro fa miha tena tia azy aho .... suite
répondu par fijo le 09/01/2004 20:36
xxx ( 10/12/2003 11:20)
inona oa ny position tena tsara rehefa e!!!
mba te hanontany aho raha mba azonareo valiana hoe inona no tena position tena ahazahoana fihiny tsara rehefa manao e!... suite
répondu par iriantso15 le 08/01/2015 09:12
fijo ( 10/12/2003 11:19)
toaka sy hamamoana.
aty france dia misotro toaka isan-andro ny ankamaroan'ny olona,saingy tsy manao mamo.consom 2 dia vita.any amin-tsika,tsy dia mamely isan'andro ny olona,fa rehefa mamely dia 1L bandy telo.dia vita dah... suite
répondu par fijo le 29/01/2004 20:47
fijo ( 10/12/2003 10:44)
sipa taloha.
ahoana ry zalahy no mba hevitr'ielahy isany,raha misisika te hiverina ny sipa taloha.ialahy no niala fa tsy izy .Nefa le plasy efa tsy banga intsony.... suite
répondu par fijo le 22/01/2004 09:48
hery ( 10/12/2003 09:47)
Record miara-tafiditra
Mba jereo angé ilay record-n'ny namana miara-miditra ato ao anatin'ny 10 min. Efa t@ 1er décembre io 40 io... dia tsy resy intsony. Andao hifanao fotoana dia miara-miditra ao anatin'ny fotoana iray ... suite
répondu par fijo le 16/12/2003 11:18
xxx ( 09/12/2003 18:10)
maninn kay??
ny fanontaniko d zao: inn kay ny mahamay ny ol hanana rapport sexuel na "lely"!!ary inn ihany kou no hitiavan'ny ol mitelina sperme!? ... suite
répondu par fijo le 23/12/2003 12:08
lema ( 09/12/2003 12:05)
sipa mikoty bandy
any @tany mandroso dia efa saika ny sipa ndray no mikoty bandy raha misy tiany dé ahona ny evitry ny sipa gasy @ zany ?... suite
répondu par fijo le 10/03/2004 10:00
xxx ( 08/12/2003 19:59)
rehefa ho faty?
Marina ry reto fa kristianina aho,fa saingy izao asa ianareo raha mitovy hevitra amiko;fa raha mahatsiaro ireo havako tena akaiky maty aho de toy ny miheritreritra hoe!inona marina moa no any an-danit... suite
répondu par lemurkata le 22/01/2004 20:09
xxx ( 08/12/2003 19:46)
Ny lehilahy gasy,be ny mpamitaka.
Mahagaga ahy ry zareo fa maninona kay ny lehilahy gasy,tdy mba atokisana ara-pitiavana,toy ny mila miova foana ve?sa efa miseho an-dry zareo dadany mihintsy ry zareo;ka mora miala bala any @ sipa hafa... suite
répondu par jhouhlambout le 16/01/2004 14:17
isrine ( 08/12/2003 19:21)
"Sao de ataonao filantsy mahita fotsiny aho"
Fa maninona no misy lehilahy mahasahy milaza an'izany nefa izy no mikoty ilay vehivavy?... suite
répondu par pitchou le 24/01/2004 11:37
xxx ( 08/12/2003 19:19)
"Sao de ataonao ho filantsy mahita fotsiny aho"
Efa nisy bandy nilaza anareo toa an'io ve ry zavavy isany o? Isrine... suite
répondu par lema le 16/01/2004 12:39
xxx ( 08/12/2003 19:17)
Marina ve fa...
Tsy tokony ho borosiana na hotsanina ny vava rehefa mifoha @ maraina. Inona no antony? Isrine... suite
répondu par isrine le 10/03/2004 13:21
fanalanaazy ( 08/12/2003 16:01)
cartes postales
miarahaba antsika rehetra, soso-kevitra ihany ity mba hanampiana ireo zavatra be dia be efa misy eto @ serasera.org. Madagasikara dia tany be mpitsidika, na ireo samy gasy miparitaka maneran-tan... suite
répondu par hendry le 30/04/2004 17:09
xxx ( 08/12/2003 11:30)
mivoraka be ny any lery
inona kay no mahatonga an'zany fa tenza gaga be aho ,sady tsy manaraka ny norma no tena glady be.... suite
répondu par fijo le 04/02/2004 19:51
tendro ( 07/12/2003 20:18)
Ny malagasy mpikambana aty USA
Miarahaba, Toa mba betsaka ihany ny malagasy aty USA, fa tsy fantatro hoe mba iza avy no mpikambana mipetraka aty. Mety hafinaritra na dia ny hifampiatso amin'ny phone fotsiny aza ry zareo a! mana... suite
répondu par Babata le 18/04/2005 02:50
nemia ( 06/12/2003 19:22)
anyah
je trouve qu'elle a une voix magnifique et qu'elle est bien. je ne la trouve pas tés belle ni tro movhe mais je dirais qu'elle a un charme qui succombe...matokia!... suite
répondu par six le 21/02/2004 18:28
isrine ( 06/12/2003 18:39)
"Faire un bébé toute seule"
Inona ny mahatsara na ny maharatsy azy?... suite
répondu par isrine le 16/12/2003 19:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.36