inn moa no tanjona eto e

1. xxx ( 11/12/2003 16:47)
lazaiko aminareo lehilahy sy vehivavy eto @ sera² fa impossible ny amitié eto, fa tsy maintsy miafara any @ amour foana. Ataon'ny ol 2 ahoana no hinamana nefa izireo tsy mifankalala akory, tsy hifampikôty ampitoerana fotsiny eo rehefa mihaona?
novalian'i fijo ny 15/01/2004 11:33
2. tequila ( 11/12/2003 14:18)
Mais non !!

Zah zao manana namana eto
3. xxx ( 11/12/2003 16:01)
ny ahy aloha dia namana e!
possible nefa aloha raha minamana zay vao zvt hafa!sa?
4. fijo ( 11/12/2003 19:44)
namana aloha,raha mifankatia moa avy eo,maninona.ny samy bandy izao dia lasa pinamana be.izaho izao tato dia nahazo namana,izay hitako hoe,tena azoko hitokisana,lahy sy vavy.
5. mahaizamifidy ( 12/12/2003 18:33)
Ny amitié aloha arakaraka ihany io satria raha amiko izao dia ny ahy tsy mametra mihitsy aho hoe:hatreto ka hatrery fa namana mba ahafahana miresaka mba miara miala voly sns...e!,nefa tsy azo ferana yhany koa ny mety hivadian izany ho fitiavana any aoriana any,tsy fantatro.
6. rinakely1 ( 12/12/2003 10:48)
Za koa aloha manana namana eto e!Ary tsy manana eritreritra ny hitady sipa na d kely aza (raha tsy we angaha misy mikoty hi!hi!hi!). Fa marina aloha ny tenenin'ny xxxx we mifampikoty fotsiny no atao ny sasany eto satria mba manalaza izy e! Efa samy ambadikin'ny ordi ihany koa inn moa ny olana @zany.Fa raha mbola tsy mifankahita imaso2 aloha d mbola ao anatin'ny amitié na amour virtuel jiaby isika eto.
7. isrine ( 12/12/2003 18:34)
Za tsy mba minamana firy @ olona tsy manana sary eto @ namana, fa mpandrivotra daholo reny tsy mametraka sary reny.
Ny tanjoko eto de hanadala kofa, aza mba azako ihany mou.
8. moi ( 15/12/2003 11:00)
Mifankahalala aloha, avy eo araka ny ahafantarana ilay anankiray no ahafahana maneho ny endriky ny finamanana, ohatra hoe mitady mpanampy 'lay namana, mitady asa fa very asa, mitady boky fianarana, mifampindrana K7 na CD, namana hiarahana amin'ireny soirée ireny, mizara ny problème-ny... Ho avy izao ny réveillon : mba mifampianatra danse... Izany dia zavatra vita ao anatin'ny sehatry ny namana avokoa !
Misy aloha tsy maintsy mifankahita ny roa tonta vao azo tanterahana ny toy izany, fa misy kosa dia virtuel tanteraka ny fifandraisana, satria izay no safidiny, na tsy mitovy ny tanàna misy azy dia tsy afaka hifandray mivantana ! Dia hevitra no ampiadiana, ny soratra no betsaka, miaina tanteraka ny amitié na amour virtuel !
Fa tsy ferana kosa aloha hoe lasa mifankatia, satria sarotra ihany ilay relation entre sexe opposé, indrindra rehefa mifankahazo tsara izay ny resaka !
Mifankatiava e e 'sika raolombelona ah ...
9. xxx ( 15/12/2003 11:07)
>isrine : Tsy ireny mametraka sary ireny mihitsy ve no efa sahala amin'ny miteny hoe io aho ka midira 'zay te ho sipako ?
Fa ny te ho namana fotsiny tsy misarika olona amin'izay tarehiny, fa tsy miankina amin'ny endriny ny tokony hidirana aminy, fa amin'ny maha izy azy ! Na ny mombamomba ilay olona tsy tononiny aza dia anjaranao ny manatona, mampiresaka ! 'Zay ange ilay mitady namana e ! Arahabarabao ihany fa tsy fantatra izay ho ...
10. rinakely1 ( 15/12/2003 12:56)
raha mbola tsy nametraka sary kosa aloha nareo ry isrine ataoko fa tsy tokony hiteny anay mbola tsy manana an!lol!!!!!!!!lol!!!!!!!lol!!!!!!!!!
sady eto @ serasera samy libre @ zé tiny atao na hikoty na haka namana sns e refa miresaka sy mifankahalala fotsiny dé ok!
11. isrine ( 15/12/2003 18:09)
Mba hainareo ny ankabeazan'ny eto @ namana? Misy ny sasany olona mipetraka ao France de mametraka fa madagascar...
Ny sariko anie efa nandalo teto e, fa nesoriko indray avy teo.
Mpampiesona no betsaka eto, de mbo mody be resaka eo ry Moi sy X.
12. fijo ( 16/12/2003 10:19)
izy daholo izany,fa namana aloha.fifandraisana koa.fandaniana andro.milay daholo e.
13. rinakely1 ( 16/12/2003 09:57)
zay aloha mipetraka aty france fa avy any dago zay ka ny tanindrazanay no haderanay @ pokona eto e!
14. isrine ( 16/12/2003 19:05)
Raha ny fanontaniana mipetraka manko de we: inona moa no tanjona eto?
Be ny mamaly we: hitady namana no voalohany indrindra, nefa hitady namana ny tena, manantena we any dago le olona ifandraisana, de miresaka...... de miesona eo e. Ny sasany indray de lehilahy nefa milaza fa vehivavy. De ahona hoy nareo no hetezan'ny fifanndraisana eto e. Asa nareo fa za tsy de haiko ny zavatra tsy mazava e.
Rinakely: ny eto anie ka gasy daholo raha azoko tsara.
15. fijo ( 17/12/2003 11:24)
marina izany.gasy daholo no eto,ary isika aty lavitra aty tsy mahay an'i mada noho ry zareo any an toerana.tsy mitombona izany ny an'i rinakely,fa hovao.
16. xxx ( 17/12/2003 17:11)
'Za ho'a indraindray te hamoaka eto mihitsy ny solon'anarana an'izay efa fantatro hoe mandainga sexe, na toerana (araka ilay nolazain'i Isrine), sy ireo pelaka, fa ireny no manimba ity sehatra ity !
17. rinakely1 ( 17/12/2003 11:37)
zà nge ka gasy koa e! ary matoa aho niditra tato d ataoko fa tsy koi na any ivelany no mipetraka e!
18. rinakely1 ( 17/12/2003 11:38)
ho an'i xxxx: koa inn no tsy hametrahanao ny solon'anaranao raha izany!
19. fijo ( 18/12/2003 20:00)
marina io fanontaniana io ry rinakely.dia avoahy koa izay hitanao fa mandainga e.
fa angaha moa izahay manda an'i rinakely tsy ho ato.ilay hoe hampafantatra an'ny madagascar no resahanay.
20. isrine ( 18/12/2003 18:13)
rinakely: hafa mihitsy akia ny fahafantaran'ny olona 1 ny toerana ipetrahan'dry a, ary izay no mampisy ny fifankazahoana be de be.
Tsy hitako mitsy izay anafenana ny momba anao, izay de efa endrika ahalalana ny ao am-po ao!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0803