inn moa no tanjona eto e

21. fijo ( 19/12/2003 20:41)
marina izany.raha izany aza andaingana,maika fa ny inona.
22. rinakely1 ( 19/12/2003 17:58)
zay zany e! fa ny ahy aloha raha vo manontany ahy we aiza d'efa koziko fona we aty an-dafy aho fa oln avy any dago.
tsy hitako mitsy inn ny olana @zany na andafy na dago ny toerana misy ny tena, une fois mifanerasera @ oln d ok non!
.
23. isrine ( 20/12/2003 12:12)
Zao anie akia rinakely e, hafa ny ahalalan'ny olona iray izay mitady namana @ voalohany hoe: aiza no misy andry e. Fa tsy we rehefa mitohy ny resaka vao ho fantatra ny toerana ipetrahan'ndry.
Ny sasany manketo @ serasera mitady namana anie ka miala vola e, zany we: zavadehibe tokoa ny fitadiavana namana eto.
24. jm ( 22/12/2003 09:53)
ny eto anie samy manana ny tanjony é,misy moa ny hitady sipa ny sasany hahita namana,samy ho tonga amin'ny izay hiriny é,fa na any dago na andafy tsy ko fa namana foana
25. fijo ( 23/12/2003 12:02)
ny mitady sipa izany ahita namana,ary ny mitady namana ahita sipa.izay
26. hendry ( 23/12/2003 15:47)
Ho an´ilay xxx nametraka ny sujet, ahoana moa no ilazanao hoe: "impossible ny amitié eto, fa tsy maintsy miafara any @ amour foana". Ny mpifanerasera amiko ato zao dia lehilahy daholo fa tsisy vehivavy na iray aza, misy mihitsy aza mompera na miomana @ zany. Amin´ny fomba ahoana moa ry xxx no hiafaran´ny fiseraseranay sy i Mompera @ amour, dia ho sanatria ve zaho manodina Mompera sa Mompera manodina ahy,hihihihi tsy haiko aloha e
27. fijo ( 24/12/2003 10:43)
misy tsy misaina afatsy ny fiarahana.aminy dia lahy sy vavy midika miaraka(sipa)mety hisy anefa mpinamana fotsiny na l sy v aza.tsy hainy io.ny zavatra tsy hay an,tsy tokony lazaina hoe tsy misy mahavita.
28. lema ( 24/12/2003 10:56)
i rinakely zao nén
29. fijo ( 24/12/2003 18:45)
izy izany no mahatara an'ialahy.izy anie tsy mba mandefa sary no mahavoa azy e.alefaso ny sary ry rinakely,fa tsy misy sary aza,efa maro ny tara,ka maika fa.
30. xxx ( 06/01/2004 12:16)
tsy ainareo akory rinakely anie mety ho bandy tsy misy sary tsy fantatra fa tandremo an!
31. rinakely1 ( 06/01/2004 14:06)
vavy b mitsy aho ary mbola tratra ny bombe à retardement lé sariko klé!
32. fijo ( 07/01/2004 10:02)
asehoy ny maha vavy anao ary e.
33. tia_ery ( 07/01/2004 11:28)
Amiko aloha de tsy asiako tanjona zany eh!!! Resaka virtuel ve no ndeha asiana tanjona mbô hafahafa izany. Eto ange tsy misy detecteur des mensonges ka hilaza fa diso ny ambaran'izatsy na zaroa. Miezaka ny hitady resaka manaitaitra sy mbô be mpankafy de izay.

Moa va tsy toa ireny kidaona maraina ireny. En fait ilay milaza sy mitari-dresaka tsy de marisika amin'ilay sujet fa teren'ny fitiavana hiresaka fotsiny de izay.

ETo ary misy bandy milaza fa sipa ny sipa milaza fa bandy de izany ve no antenaina sy inoana.

Rehefa tsy mifankahita ny mpitafa de afaka miresaka malalaka ny tsirairay fa rehefa sendra ny ireryt manoloana olona iray de ny Tsy fantatro, j'sais pas, fa ahoana hoy enao ?, zany ve ...... de zany rehetra izany no miverina sy tenenina foana....

Mampalahelo nefa indrisy !!!!
Soa fa nisy ianao ....... nanova ny fiainana ê!

Sôtra ê!
34. fijo ( 08/01/2004 11:03)
dia izay izany ny ano no tanjona ko.
35. rinakely1 ( 14/01/2004 13:06)
tsy efa hainareo ihan yv we ohatran'nyinn lé vevavy e?
36. lema ( 14/01/2004 13:48)
na aseho io na tsy aseho dé ny fantatro alou dé mitovy daholo ny paoziny
37. fijo ( 15/01/2004 11:33)
ary ny fiasany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2685