fifankatiavana voalohany

1. xxx ( 10/12/2003 20:05)
Salut daholo an!!!

Tena mba revin' lisany ve lty raha ohatra ka misy joba tena reven' lisany de pezy ka am le fotoana naha-pezin' lisany azy tonga de manao. Amiko aloha ohatran tonga de joba bordel be zany e!!!!
novalian'i fijo ny 10/02/2004 10:55
2. rfanjav ( 10/12/2003 20:47)
Aiza re izy izany e,

matahotra indray anga ianao raha tonga dia raikitra izany?

tsy izany moa no tena mahafinaritra anareo lehilahy ireto?
tonga dia omena !!!!
3. rinakely1 ( 10/12/2003 14:47)
zany ry xxxx tsy mitonona anarana no atao hoe"fille facile" no tsy manana ny personnalitény an!
asa raha mahavaly ny question-nao io!
4. fijo ( 11/12/2003 09:50)
tandremo kosa ry rinakely an,mety tena samy efa nifampitsiriritra be kosa,dia avy dia raikitra.tsy maninona mihintsy izany.misy aza anie vita ilay izy vao tafaraka e.tsy nisy firesahana akory.
5. ikaretsaka ( 11/12/2003 10:15)
rehefa mahazo na ela na haingana de zay koooo
6. fijo ( 11/12/2003 19:25)
marina izany ,fa raha vao mihaona ,vao miha tsara.
7. rinakely1 ( 12/12/2003 11:47)
nonnnnnnnnnnnnnnn tsy mety zany tonga d mizara fanana voalohany izany e! maninn raha minadry 15jrs au moins!
8. rfanjav ( 12/12/2003 14:13)
Angaha zany azo sakanana kosa e,
rehefa mazoto ilay sipa dia azy ny azy, fa tsisy hoe tsy mety !

hafa indray ny resaka raha hoe ny bandy no manery !

fa ity ny sipa mihitsy izany no tonga dia manome koa!
9. isrine ( 12/12/2003 15:28)
Nareo lehilahy anie ka manahirana e, omena nareo: milaza fa bordel le sipa, tsy omena nareo: mahita ho lazaina. Inona ihany angaha no tena tinareo e?
10. rinakely1 ( 12/12/2003 17:36)
lelà tsy mahay mionona @ zé anana v no andanina lera eto foana e!hi!hi!hi!
11. kally ( 13/12/2003 12:04)
Ataovy an'ilay omeko tsy omeko izy e! Saika nanaiky fa tsy hanaiky indray raha tsy afaka 15jours .teo amin'ny fotoana farany vao hoe aoka ihany kah!amin'izay tsy mahita ho lazaina izy.
12. rinakely1 ( 15/12/2003 13:48)
zay zany hono e!
13. fijo ( 16/12/2003 09:28)
aza manao toa io wa ianareo.matsiro anie io e.tsy aleo alefa dien'ny voalohany amin'izay tsy lany andro.15 j be izao ve ry rinakely.izay anie no maha mora tonga ny an'ny sasany e.
14. rfanjav ( 16/12/2003 20:08)
Ka ianareo ato ihany anie no mbola mametraka doute indray raha manome le sipa e!

tsy hita ihany izay atao anareo raha izany, omena matahotra sady be vava, tsy omena mbola be vava ihany koa!

15. rinakely1 ( 16/12/2003 10:41)
zay lé olombelona ky ry fanja an! mitady ny lafatra sy ny sarotakarina rehetra izao.
fijo: aleo aloha wa miandry fa wouainn b lo jo avy eo satria tantarainy lé lélà any @akamany any we iny vo pejy tonga d vopekako!
16. rfanjav ( 16/12/2003 12:47)
fa na inona akia ataondry na inona, ireo lehilahy ireo mahita tantaraina foana a!

ny vehivavy no lazaina fa be takoritsika, fa ny lehilahy koa loza raha hiresaka momba antsika izay!
17. isrine ( 17/12/2003 20:21)
Ny lehilahy raha toa ka be takoritsika de tsy matotra izy zay, de izay no ahalalantsika ny toetrany! koa ialao raha sendra ny toy izany!
18. fijo ( 17/12/2003 10:25)
marina izany ry isrine.sady tantaraina aiza koa e.
19. rinakely1 ( 17/12/2003 15:45)
tonga v d hialana maina b?
20. fijo ( 17/12/2003 19:25)
le lena angaha no tian'i rinakely?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2922