fifankatiavana voalohany

21. rfanjav ( 18/12/2003 18:21)
fijo???

f'hita fa mahafinaritra anareo lehilahy mihitsy ny mifampitantara sy mitanisa hoe iry joba iry efa vitako, ....
tsy marina indray ve izany ry fijo ?
22. fijo ( 18/12/2003 19:59)
inona indray ity gaga ity ry rfanjav?ialana maina be hozy,dia anontaniako izy hoe le lena ve ary no itiavany azy.inona no ratsy amin'izany?ianao wa tena tsy tia ahy mihintsy,ka mahita zavatra foana.ary marina taiza indray izany tantara izany?tsy mahita firy izany be tantara izany.
23. isrine ( 19/12/2003 20:48)
Rehefa ialana ihany ve ry zareo tsy aleo de tonga de maina a.
24. fijo ( 19/12/2003 11:24)
an,an,aleo le lena ka.
25. rlcj ( 20/12/2003 16:25)
izaho ndray aloha ry zareo dia catholika tsy manda fanomezana,rehefa mahazo dia faly rehefa tsy mahazo dia faly foana satria efa faly be ny foko fa efa miaraka @ko ilay joba fa ilay crac crac boum boum @ iny andro voalohany iny dia ohatrany hoe cerise sur le gateau.Izany hoe ilay gateau @ko dia mamy foana raha misy cerise na tsy misy cerise
26. fijo ( 23/12/2003 11:01)
ary raha paoma?na paiso?.ny ahy aloha dia iny ihany dia tiako raha mety e.
27. rfanjav ( 23/12/2003 14:50)
ny voalohany ry reto tsy maintsy misy foana,
fa zany hoe ny après zany tsisy tsirony intsony aminareo ?!
28. donemaskit ( 23/12/2003 15:32)
Misy tsirony foana refa tiana ilay olona, na voalohany na faha-69, na faha-200.

Ny @ ilay 1er rdv ndray arakaraka :
> raha olona efa nifankafantatra efa ela, tsy hitako loatra zay maharatsy azy

> raha sipa nifanena taminao omalu kosa ve no tonga dia eny am-pandriana... Mampanahy ihany satria mety manao an'izany @ bandy rehetra izy zany! Tendremo ny aretina! aaaaaaaaahhhhhh!!
29. fijo ( 24/12/2003 09:56)
rfanjav,fa angaha misy miteny hoe ratsy ny manaraka.
ny ahy na vao mihaona aza dia tsy mampaninona ahy raha mety.aretina inona,fa angaha tsy manao satroka.
30. donemaskit ( 24/12/2003 20:57)
O leity a, mitombo isan'ora isan'ora nge ny isan'ny olona voan'ireny aretina reny e (na @ tany mandroso aza), na dia misy aza ny satroka.
Sady asa raha fantatr'ialahy fa efficace à 99% ihany ireny, zany hoe misy probabililité kely foana hifindran'iny.
31. fijo ( 24/12/2003 18:32)
dia efa te hotonga izy izany amin'izay,ka dia aleo hoavy e.efa nahazo tsirony aloha ny tena.
32. xxx ( 30/12/2003 13:18)
na zao de zao na rahampitso ny tsy nahavoa ihany no ratsy ry zalahy an.
33. fijo ( 30/12/2003 18:28)
izany ka tena bandy an.marina io.
34. kally ( 31/12/2003 09:03)
Ireto lehilahy ireto ho'a!
Raha jereko ny resakareo dia aminareo izany izahay vehivavy dia tsy misy endriny hafa afa-tsy ny ho entina eny am-pandriana ihany,ny ankoatr'izay zéro!
35. mijo ( 31/12/2003 11:53)
Matoa izy nanaiky nanao taminao dia matoky ny fitiavanao azy izy ka tokony tsy ho heverina ho zavatra hafa.Dia tsy mba mahatsiaro sambatra ve i alahy raha sendra an'izany ! ( sipa efa noreven'ialahy hatramin'ny ela an )
36. fijo ( 08/01/2004 09:56)
kally kely o,aza masiaka moa e,tia anareo anie izahay e,fa tsy tanty ilay zavatra,dia mba mirediredy e.tantanana,orokorohana atao anareo daholo e.
37. xxx ( 07/02/2004 18:14)
raha tonga dia manaiky @voalohany izany dia izay foana ny fanaony izany koa,
38. fijo ( 10/02/2004 10:55)
an,an,mety taminao izy vao nanao an'izay satria ianao tena notsiriritiny be.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2789