PROSTATY
1. hoditrakondro
(
10/12/2003 19:41)
O ry lereto a! tena mba manontany sérieux aho ho an'izay mahalala.
Ny filelena matetika ve no mahatonga ny aretin'ny prostaty refa mahazo taona sa vokatry ny inona? ary sao misy mahalala ny vaha-olana hisorohana azy?
Ny antony fanontaniako dia mba hakana lesona fisorohana ho antsika lehilahy e!

novalian'i diavolana ny 31/08/2004 07:46
2. bice
(
10/12/2003 09:04)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bice ny 10/12/2003 21:04
3. niainarr
(
10/12/2003 12:27)
Sazy ho anareo lehilahy angamba izany ho an'izay maditra loatra! hi !hi! hi!!!!
4. rinakely1
(
10/12/2003 14:49)
marary sahady angaha ny an'i toi ry hoditrakondro? aleo mba voasazy any mitsy @ zay mahay mitandrina e!
Raha tsy mangala-pinana enao d tsy marary io e! hihihhihhih!
sangy daholo zany fa tena tsy haiko e!
Raha tsy mangala-pinana enao d tsy marary io e! hihihhihhih!
sangy daholo zany fa tena tsy haiko e!
5. fijo
(
11/12/2003 09:52)
tsy marina letsy izany a.ny tsy manao no maha tonga io satria miangona ao ilay izy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 11/12/2003 09:52
6. naritsimba
(
11/12/2003 19:21)
samy mahatonga ny prostaty na ny tsy fanaovana na ny fanaovana be loatra.dikan'izany mahalalà onony.tsy misy tsara ohatran'ny atonony.
7. 2689
(
11/12/2003 20:55)
Inona aloha no tianareo holazaina amin'ilay hoe matetika loatra e?
Araka ny siansa aloha dia milely in-3 isan-kerinandro no antonony.
Fa izao : Ireny aretina ireny dia fibedesan'Andriamanitra antsika zanany izay tsy manaja izay asainy hajaina. Koa raha mitandrina ny didiny ise : Tsy milely afa-tsy amin' ny vady andefimandry ihany, angamba tsy misy tokony atahorana na homa-miadana na SIDA na angatra na inona na inona. Fa ny kapaoty aloha dia inoako fa hampiroborobo an'io aretina PROSTATY io e! Anontanio ange i Kardinaly e!

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/2689 ny 11/12/2003 20:55
8. xxx
(
11/12/2003 17:21)
Iza ary no sahy amiko e ?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 12/12/2003 05:21
9. fijo
(
11/12/2003 19:28)
raha vehivavy ianao dia avy e.ianao koa moa na ny anaranao aza mampatahotra anao ko,maika fa izay hoe hanao.
inona indray ity lazain'ny 2689 ity.toa miborioka ilay resaka.
inona indray ity lazain'ny 2689 ity.toa miborioka ilay resaka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 12/12/2003 07:28
14. fijo
(
17/12/2003 10:25)
oh,oh,oh.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 17/12/2003 10:25
16. fijo
(
17/12/2003 19:26)
kay tsy mahazo mihomehy koa izany.mafy ity kle.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 18/12/2003 07:26
17. rfanjav
(
18/12/2003 18:23)
lazao @ izay aloha ny fialana na fitsaboana @ ilay prostaty fa mazana be io ,
19. fijo
(
19/12/2003 20:02)
saddam hoatra,dia miomehy toa io.ilay fitsaboana aloha tsy haiko,fa aleo ny mpitsabo no hilaza azy eto e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 19/12/2003 08:02