PROSTATY

21. fijo ( 07/01/2004 09:31)
an,an.mba sendra hita izany ko.
22. ralanz ( 10/01/2004 09:28)
nisy institut de recherche ray nanao fikarohana momba io zavatra io . nanao fanadihadiana tamina lehilahy maromaro ry zareo ,plus de 60 ans ny ankamaroany.nanontaniana daholo ny conduite sexuelle ndry zareo tamin ny fahatanorany ,nanontaniana ny past medical history ndry rabainina isany de zao ny valiny :
ze nimasturbe rehetra tany amin ny fahatanorany de tsy nisy nitaraina hoe efa nanana probleme na prostate
manraka ny tsy nimasturbe nefa nanao activite sexuelle aradalana ,zany hoe manambady de manambotra andrafotsy fotsiny fa tsy mijangajanga .tamin io groupe ray io de nahitana vitsivitsy nanana probleme na prostate ary efa nodidiana.
fa ny tena chiffre nisongadina de tato amin dry zalahy mpanenjibody.tao no tena be voan ny cancer na prostate ,na farafaharatsiny nitaraina ho efa nanana probleme tamin io zavatra io .
ny conclusion de hoe miaro amin ny cancer na prostate aloha ny fialan io zavatra io ao amin ny toerany ao satria cancerigene io raha miangona ao ,ze tsy manao de miomana .faharoa na samy manala an io de ny mpimasturbe no tena voaaro amin ny cancer ,mahagaga ihany .
ary farany ry zalahy mpanidina no tena lasibatry ny tafitra .
avis aux am..../
23. fijo ( 03/02/2004 20:49)
soa ihany ny tena fa hendry le
24. joda ( 11/03/2004 16:36)
mon dieu...
25. fijo ( 12/03/2004 09:23)
ny inona no mon dieu le.ngaha voa koa i dieu?
26. diavolana ( 31/08/2004 07:46)
Soa ihany izany fa mpimasturbe matetika aho.
Za aloha efa manambady fa hitako hoe mbola ilaina le masturbation rehefa atoandro e, mba ialana an'le miodina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4536