Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
eliana
(
06/12/2003 14:29)
Mahay miaina tokoa ve ny Malagasy
Rehefa mahay mitana tsofa ve dia afaka lazaina fa hoe mpandrafitra sa ahoana ? Rehefa mahay misery bilao ve dia afaka lazaina hoe mécanicien ? Rehefa mahay mamily volant ve dia afaka lazaina hoe chau...
tohiny
novalian'i hendry ny 29/01/2004 12:43
andrygti
(
05/12/2003 19:02)
lasa ariary ndray ny vola ampiasaina
Salama aby!
Dia re sy hita zao fa de hanomboka atsy ho atsy ny fampiasana ny vola ariary eo amin'nysehatry ny fadrarahana . Amin'ny aona 2005 de voalaza fa hampiasaina izany amin'ny lafiny compta ! I...
tohiny
novalian'i andrygti ny 07/01/2005 15:34
ikaretsaka
(
05/12/2003 15:56)
Spaoro sy fialam-boly hafa
Matetika dia ireo Spaoro sy fialamboly mahazatar toy ny Baolina kitra , hazakazaka, lomano Basikety sns..no tena resahin'ny gasy. Ahoana ny fandraisan'ny gasy ireo spaoro hafa izay tsy mbola fahit...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/01/2004 16:33
hery
(
04/12/2003 19:55)
Hevitra vitsivitsy vokatry ny 29/11/2003
Rehefa nivory izany ny birao omaly dia nisy sosokevitra iray goavana nipoitra tao. Dia ny hikarakarana lanonana goavana ho an'ny namana amin'ny 28 desambra 2003 izao.
Mbola hisy fivoriana fanamasahan...
tohiny
novalian'i rfanjav ny 11/12/2003 12:16
favy
(
04/12/2003 19:28)
problematique
ny lehilahy ve raha manao firaisana isan'andro dia mety harary? valio...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 16/01/2004 14:45
fijo
(
04/12/2003 18:49)
toaka
TOAKA
Ho an\\\'ny tanora sy ny nahazo taona
raha mifankahita ary koa tafahaona,
na any an-trano na vory vahoaka
alohan\\\'ny resaka,ajoro aloha ny toaka.
Dia mandeha ny rev...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2004 10:04
haingoniaina2002
(
04/12/2003 12:11)
Sao mba misy mahalala,
Mitady logiciel M.visual basic ( ) ho téléchargena aho, sao mba misy mahalala site misy azy io,
Nahita ihany aho fa complément fotsiny fa tsy ny tena izy...
tohiny
novalian'i haingoniaina2002 ny 20/01/2004 20:28
xxx
(
04/12/2003 09:44)
voadona sa voafitaka?
Ahoana no hanadinoina olona iray,tianao nefa tsy te hiaraka aminao intsony;ary izy anefa miteny fa mbola tianao fa tsy afa-manotra (mino izany ve ianaoreo? )...
tohiny
novalian'i isrine ny 20/12/2003 19:39
kitjo
(
03/12/2003 18:27)
zay ko mbo te hahita ooo
Manaona daholo e, maninona raha mba asina fihaonana hafa anelanelan'ny krismasy sy taom-baovao (aza leo nareo fa zay ko mbo te hahita ;-) . Mbo mandalo any manko zay @zany sady mba mety betsaka ny nam...
tohiny
novalian'i djiulambout ny 11/12/2003 12:55
ankoay
(
03/12/2003 12:43)
fambolena vary SRI
arahaba daholo,
75% ny gasy hono dia tantsaha avokoa. nefa dia mbola tsy tratra foana ilay fanamby hoe "hahavita tena ara-tsakafo amin'ny taona 2000" nolazain'i raika lahy iry? sa niova sata niova ...
tohiny
novalian'i hery ny 04/02/2005 10:23
ankoay
(
03/12/2003 12:23)
tsena sy fiangonana
Dia tsy mahazo mivarotra intsony zany zao rehefa alahady ny andro fa mandeha any am-piangonana daholo amin'izay ve?. tsy azoko!!!
f'anagaha raha mpino aho dia tsy maintsy mankany am-piangonana ry ts...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/01/2004 11:19
xxx
(
03/12/2003 09:29)
ho an'ny gasy aty frantsa
Gaga iany aho ry zareo! manina kay isika refa tonga aty am tany pandrosona aty de adinotsika 'lay malala manina tsikazay? misy mantsy oue tsy ody tsony ony izy fa tsy misy filaminanan,tsy misy fandros...
tohiny
novalian'i ralay ny 24/01/2004 20:15
rhaj
(
02/12/2003 19:22)
fivavahana.. ny aty sy ny any
manahoana
nisy fandaharana t@ tele taty Kanada, omaly..
ny foto-dresaka dia ny hoe afaky ny hiara-hiaina
anatin'ny "pluralisme" (religieux) ve isikana..
tafiditra @ izany h@ atheist...
ny han...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/01/2004 11:45
hery
(
02/12/2003 18:50)
Tatitry ny fihaonana 29/11/2003
Manahoana daholo ny namana.
Tatitra avy tamin'i djiul momba ny fihaonan'ny namana tany Ambohijatovo.
Rehefa tonga ny sary dia ho hitanareo @ internet ity tatitra ity.
Misaotra an'izay rehetra...
tohiny
novalian'i fafah ny 17/12/2003 18:14
xxx
(
01/12/2003 19:25)
Mety hahaliana, vehivavy gasy any Liban sy ny sexe!
Dia ahoana no iainanareo any Liban ny fitiavana e? Ohatra hoe ny an'i Isrine? Aza sosotra an!...
tohiny
novalian'i isrine ny 28/12/2003 20:54
isrine
(
01/12/2003 19:18)
Mandeha ran'orona @ andro mangatsiaka!
Tsy fantatro izay antony ka ilako fanazavana aminareo, fa rehefa mangatsiaka ny andro de mandeha ran'orona za. Tsy isan'andro akory fa indraindray. ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/03/2004 09:18
mars
(
01/12/2003 15:06)
Rehefa avy voadona
Hono hoy aho ry zareo:
Possible ve ny hanadinoana tanteraka ny ratsy nataon'ny olon-tiana iray toy ny fampirafesana,sns raha toa mba efa nifamela .
Araka ny hitako mantsy mety ho hadinodino iny eo...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/01/2004 11:30
ster
(
30/11/2003 15:05)
Fiaraha-monina ve sa fitiavana ?
Nisy ankizy izay promotion-nay tamin'ny mbola kilasy de 4ème tany ho any, nilaza tamiko; taorina kelin'ny mariaziko hoe "amin'izao voalohany izao ihany anie io no matsiro fa rehefa elaela eo dia lasa...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/02/2004 10:59
sifotra
(
29/11/2003 18:53)
Takelaka
Le soratra etsy @ ankavanana ambonin'ny le Linux kosa ngamba tokony we "windows" e?
Zay iany....
tohiny
novalian'i fijo ny 04/12/2003 09:44
xxx
(
29/11/2003 15:18)
ny filahina
hono hop aho inona marina no tena tinareo lehilahi lava filahina ve sa fohy sa lehibe sa kely...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2004 16:46
