lasa ariary ndray ny vola ampiasaina

1. andrygti ( 05/12/2003 19:02)
Salama aby!
Dia re sy hita zao fa de hanomboka atsy ho atsy ny fampiasana ny vola ariary eo amin'nysehatry ny fadrarahana . Amin'ny aona 2005 de voalaza fa hampiasaina izany amin'ny lafiny compta ! Inona no akon'nizany amintsika toa tsy misy fa toa zatra hoazy hono ny olona ... asa sokafako nyady heivtra alou de mba nairy anao handray anajara ...fa toa tsy de misy fanentanana loatra izy io fa toa alefa fotsiny nefa anie de ny olona andrenivohitra no tena sahirana fa tsy mahay manavvak ariary sy fraantsa fa efa eatra ny "francs" ny tompony aza nefa efa niala tamin'io
novalian'i andrygti ny 07/01/2005 15:34
2. kally ( 06/12/2003 10:45)
Io dia hisy foana ny hazoto ary hisy foana koa ny tsy hazoto hampiasa an'io fa dia rehefa lasa izao dia lasa izao ka ahoana moa?

Marina fa be ny hsiambadidaka am-boalohany fa zatra foana rehefa mandeha herinandro fotsiny ohatra.Somary samy misalasala kely daholo am-boalohany.Tsy olana be angamba izany,azo atao dia azo atao.Mandeha roa foana aloha ny fomba fikajin'olona am-boalohany,omena dimy arivo ariary ianao,anona izany 25000.Dia ohatr'izay,ohatry ny euro ihany io
3. hery ( 06/12/2003 15:27)
Ny fomba fampitana azy eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena ihany koa no mbola ilana ezaka be. Efa nisy olona mipetraka any andafy ve ka mandefa vola any Madagasikara dia miteny hoe ariary?
Ary efa misy manomboka manoratra chèque amin'ny ariary ve amin'izao fotoana izao?
Any koa mantsy no hahitana hoe niova marina ny vola.
4. andrygti ( 07/12/2003 17:18)
ka izay angehe no tena mahalasa fisainana ahy eh... raha mitantara fa tsy hampitaha ... ny zava-nisy t@ fidiran'ny euro de nazava fa nisy fotoana nanaovana "fanamasahana ara-potokevitra " sy fanentanana io nisy ary ny fanoratana ny vidin'entana amin'ny vola ampisain'nilay firenena sy amin'ny vidin-javatra @ euro nadritra ny volana maro ! Marina fa rehefa lasa de lasa fa ny fijeriko azy de izay zavatra hoatry ny hoe atao de izay alehany alehany izay no tena mahalasa fisainana ... ary idrindra izy atao vitesy GTI ity :)
5. rfanjav ( 10/12/2003 17:38)
Sady ny euro tonga dia mazava ho azy hoe tonga dia ho an'ny rehetra, fa ny ariary mba midika inona ho an'ny any ivelany any ohatra ?

ny francs ary izao efa mihen-danja ka vao maika ARIARY !!!

6. lohalaharana ( 10/12/2003 09:43)
ka de ny olona any ambany vohitra ndray ary ve no atao tsy mahalala , ny ankabeazan' ny olona ao an-drenivohitra ngeh ka nandy fianarana dol eh de maninona raha mianatra sa zay mahay ihany no avela hahay de zay tsy mahay tavela eo , diso zany .ny tokony atao aloha dia miaina @ zava misy.ka hono hoy aho raha atao FMG indray ny volantsika moa izany mampiakatra ny toe-karena ?????????? Problema
7. kally ( 11/12/2003 09:24)
Sss!ianroe ho'a aza variana mifampitaha @ vazaha hoe ka ny an'ny vazaha natao an'izao t@ euro dia ny antsiak tonga dia lasa izao.Ny adinontsika foana anie dia izao e:isika malagasy betsaka kokoa ny tanora noho ny antitra,ny an-dry zareo vazaha betsaka kokoa ny antitra,ny diakn'izany isika matsilo saina sy kinga saina kokoa ny ankamroan'ny mponina satria tanora no betsaka,ny an-dry zareo tsy maintsy tanana ohatry nyzazakely satria antitra 60,70 taona no betsaka.ka rariny raha bebenareo no atoro moramora hoe ity indray ry bebe a!fa isika,tanora ve dia ...?
8. nilsen ( 03/01/2005 19:47)
manomboka androany izay vao tena ariary izao no vola ampiasaina any @ banky iraisampirenena fa tsy franc malagasy intsony: BBC no nilaza izany voalohany
http://news.bbc.co.uk/1/hi/business/4142581.stm
ary koa hindustanitimes
http://www.hindustantimes.com/news/181_1180988,00020008.htm
9. andrygti ( 07/01/2005 15:34)
Misaotra anareo manoratra ! aryd e tratry ny taona marian tokoa fa nanombolka ny ray janoaryteo ny fampiasana ty ariary ty ! de misy marina koa ny voalzan\'ireo line ireo hoe rasak fiadrianam-pirenena sy fialana amin\'ny vola sandoka ... fa ny ahy ny tena ahiahiko de ny fisodrotan\'ny vidim-piainana \"mety haterak\'io satria dia efa tsy hisy hivaky loha amin\'ny volamadinika fa hanabiribiory amin\'nya riary zato any hoany na ariary folo (efa nanomboka nahazatra io TNR fa any amin\'ny faritany ohatra de efa tsy misy latsaky ny dimapolo na ariary zato.. de entiko ny ady hevitra hoe hahafaly nympivarotra zay fa de ianareo mpanjifa hanao ahona ??? asa aloha na mazava ny fanazavako!lol.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2233