"Sao de ataonao ho filantsy mahita fotsiny aho"
1. xxx
(
08/12/2003 19:19)
Efa nisy bandy nilaza anareo toa an'io ve ry zavavy isany o?
Isrine
Isrine
répondu par lema le 16/01/2004 12:39
4. kally
(
09/12/2003 10:43)
Ny reko indray tsy izany fa amponga mihantona ka dobohina rehefa manina!mba alaivo sary an-taina ange e!mihantona tsara eo ilay amponga dia mandalo izy,tsaroany tampoka dia dobohina kely aloha!!!aza sendra an'izany anie sanatria!!
6. fijo
(
09/12/2003 19:26)
raha toa ka efa fantatra fa izay no izy nefa mbola miaritra eo ,dia ny tena mihintsy no tokony hisaina.
7. isrine
(
10/12/2003 18:56)
Salut!
Ny fanontaniako dia we: efa nisy niteny anareo an'io teny io ve wa?
Ny fanontaniako dia we: efa nisy niteny anareo an'io teny io ve wa?
11. isrine
(
12/12/2003 17:58)
Za zany zany no tena ratsy andro indrindra raha izany, sendra lehilahy adala.
12. fijo
(
16/12/2003 09:05)
tsy adala izy fa tia.izay no mahavoa anareo.refa tia ilay olona dia lazaina fa adala.nefa rehefa sendra ny mpamono,mibaradaka.aiza ihany ary no tena izy.
13. isrine
(
17/12/2003 20:04)
Zany ve ry Fijo! Za ndray alou de tsy hihainohaino @ bandy mpamono izany e; ka tsy hita anie ny hitondrana ny fiainana ry zareo e!
17. isrine
(
19/12/2003 20:24)
Fanjav: za akia mbola tsy nanenina t@ zay decision noraisiko h@ zay a.
